auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-21 07:58:25 +08:00 committed by root
parent f3d375c432
commit 0c5e0fe238
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ho an'ny ôla ze ho foaty, zany de hanitra avy amin'ny fafatesana. Ho an'reo ze ho vonjena de hanitra avy amin'ny fiaignana hoa amin'ny fiaignana. Iza no mendrika am'reo ra
Ho an'ny ôla ze ho foaty, zany de hanitra avy amin'ny fafatesana. Ho an'reo ze ho vonjena de hanitra avy amin'ny fiaignana hoa amin'ny fiaignana. Iza no mendrika am'reo ra reo. Fa zahay tsy sahala am-reo ôla sasagny ze mivarotra ny tenin'Andriamanitra mba azahôna tombony. Fa kosany amin'ny fadovam-po no itinenanay akao amin'i Kristy, satria nalefa avy amin'Andriamanitra zahay, tao amin'ny fahitan'Andriamanitra.