auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-22 06:44:54 +08:00 committed by root
parent 8b5c000142
commit 28346fe6d5
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa na de ôtran'zany aza de tsy namaky tratra an'nareo. Fa satria za fetsy be, de azoko tamin'ny fomba akolaka anareo. Moa ve nagnararôtra an'nareo tamin'ny alalan'ôla ze nalefako taminareo za? Nagniraka nalady an'i Titosy ho aigny aminareo za, ary nalefako niaraka taminazy reo rahalà sasagny. Moa ve nagnararôtra an'nareo i Titosy? Moa ve tsy miray lalana tsika.
Fa na de ôtran'zany aza de tsy namaky tratra an'nareo. Fa satria za fetsy be, de azoko tamin'ny fomba akolaka anareo. Nga ma nagnararôtra an'nareo tamin'ny alalan'ôla ze nalefako taminareo za? Nagniraka nalady an'i Titosy ho aigny aminareo za, ary nalefako niaraka taminazy reo rahalà sasagny. Nga ma nagnararôtra an'nareo i Titosy? Nga ma tsy miray lalana tsika? Nga ma tsy niray dia tsika?

1
12/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nga ma nieritreritra anareo fa nandritra an'zany fotô