diff --git a/12/16.txt b/12/16.txt index f32cccb..40b5b97 100644 --- a/12/16.txt +++ b/12/16.txt @@ -1 +1 @@ -Fa na de ôtran'zany aza de tsy namaky tratra an'nareo. Fa satria za fetsy be, de azoko tamin'ny fomba akolaka anareo. Moa ve nagnararôtra an'nareo tamin'ny alalan'ôla ze nalefako taminareo za? Nagniraka nalady an'i Titosy ho aigny aminareo za, ary nalefako niaraka taminazy reo rahalà sasagny. Moa ve nagnararôtra an'nareo i Titosy? Moa ve tsy miray lalana tsika. \ No newline at end of file +Fa na de ôtran'zany aza de tsy namaky tratra an'nareo. Fa satria za fetsy be, de azoko tamin'ny fomba akolaka anareo. Nga ma nagnararôtra an'nareo tamin'ny alalan'ôla ze nalefako taminareo za? Nagniraka nalady an'i Titosy ho aigny aminareo za, ary nalefako niaraka taminazy reo rahalà sasagny. Nga ma nagnararôtra an'nareo i Titosy? Nga ma tsy miray lalana tsika? Nga ma tsy niray dia tsika? \ No newline at end of file diff --git a/12/19.txt b/12/19.txt new file mode 100644 index 0000000..8aa6c65 --- /dev/null +++ b/12/19.txt @@ -0,0 +1 @@ +Nga ma nieritreritra anareo fa nandritra an'zany fotô \ No newline at end of file