auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 06:33:58 +08:00 committed by root
parent 6b49bd3a4a
commit 15f39c8f14
10 changed files with 10 additions and 8 deletions

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fantantsika fa raha rava ny fonenana aketo ambonin'ny tany ze ipetrahantsika, de managna tragno avy amin'Andriamanitra tsika. Zany de tragno tsy nataon'ny tagnan'

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 5

View File

@ -1 +1 @@
Tenay ho fantatrareo, ralahy ny momban'ny fasoavan'Andriamanitra ze namena tao am'reo fengonan'i Makedonia. Nandritran'ny fitsapana leibe am'fahorena, ny fitobaky ny fahefana sy ny fara-fahantran'jareo de niteraka haren-deiben'ny falalan-tanana.
\v 1 \v 2 Tenay ho fantatrareo, ralahy ny momban'ny fasoavan'Andriamanitra ze namena tao am'reo fengonan'i Makedonia. Nandritran'ny fitsapana leibe am'fahorena, ny fitobaky ny fahefana sy ny fara-fahantran'jareo de niteraka haren-deiben'ny falalan-tanana.

View File

@ -1 +1 @@
Satria mijoro vavolombelona za fa nagnano be araka ze vitany zareo, ary mihôtra an'ze vitany aza. Ary tamin'ny sitrapon-jareo manokana sy niaraka tam'fitalahona mafy no nangatan-jareo taminay ny fahafahana mba hanagna anjara am'ty asa fanompona akeo am'roe mpino ty. Tsy nibôgan arak'izay nantenanay zany. Fa kosa nanototra ny tegnany melô tamin'Andriamanitra zareo. Ary nanolo-tegna ho an'ny jareo tamin'ny sitrapon'Andriamanitra.
\v 3 \v 4 \v 5 Satria mijoro vavolombelona za fa nagnano be araka ze vitany zareo, ary mihôtra an'ze vitany aza. Ary tamin'ny sitrapon-jareo manokana sy niaraka tam'fitalahona mafy no nangatan-jareo taminay ny fahafahana mba hanagna anjara am'ty asa fanompona akeo am'roe mpino ty. Tsy nibôgan arak'izay nantenanay zany. Fa kosa nanototra ny tegnany melô tamin'Andriamanitra zareo. Ary nanolo-tegna ho an'ny jareo tamin'ny sitrapon'Andriamanitra.

View File

@ -1 +1 @@
Ka namporisika an'i Titosy zahay, ze fa nanomboka an'zany asa zany, mba hagnatanteraka ny fasoavana akeo aminareo. Fa anareo kosa de manan-karena am'ra daôly, amin'ny finona, amin'ny teny, amin'ny falalana amin'ny fazotona daôly, ary amin'ny fitiavana an'nay. Ka ataovo azo antoka mba hanan-karena am'zany asa fahasoavana anareo. (Ny ULB sy ny UDB, miaraka am'reo dikan-teny maro hafa, de mivaky salan'zao: "Akao amin'ny fitiavanao an'nay." Ny dikan-teny hafa de mivaky ôtran'zao: "Ary akao amin'ny fitiavanay an'nareo.")
\v 6 \v 7 Ka namporisika an'i Titosy zahay, ze fa nanomboka an'zany asa zany, mba hagnatanteraka ny fasoavana akeo aminareo. Fa anareo kosa de manan-karena am'ra daôly, amin'ny finona, amin'ny teny, amin'ny falalana amin'ny fazotona daôly, ary amin'ny fitiavana an'nay. Ka ataovo azo antoka mba hanan-karena am'zany asa fahasoavana anareo. (Ny ULB sy ny UDB, miaraka am'reo dikan-teny maro hafa, de mivaky salan'zao: "Akao amin'ny fitiavanao an'nay." Ny dikan-teny hafa de mivaky ôtran'zao: "Ary akao amin'ny fitiavanay an'nareo.")

View File

@ -1 +1 @@
Tsy mitare an'zany salan'ny didy za. Fa kosa, mitare an'zany za amin'ny fitsapana ny fahamarinan'ny fitiavanareo amin'ny fampitahana an'zany am'zotom-pon'ny ôla hafa. Satria fantantrareo ny fasoavan'ny Tompon-tsiaka Jesosy Kristy. Kana nanankarena aza izy, de lasana mahantra no nareo; ka amin'ny halalan'ny fahantrana no mety hazaônareo harena.
\v 8 \v 9 Tsy mitare an'zany salan'ny didy za. Fa kosa, mitare an'zany za amin'ny fitsapana ny fahamarinan'ny fitiavanareo amin'ny fampitahana an'zany am'zotom-pon'ny ôla hafa. Satria fantantrareo ny fasoavan'ny Tompon-tsiaka Jesosy Kristy. Kana nanankarena aza izy, de lasana mahantra no nareo; ka amin'ny halalan'ny fahantrana no mety hazaônareo harena.

View File

@ -1 +1 @@
Fa an'Andriamanitra ny fisôrana, ze nametraka ny tao am-pon'i Titosy ny famatorana ze hanagnako aminareo. Fa izy tsy nagneky fôgna ny antsovintsika, fa tegna matotra ny am'zany ihany kô. Nagnatogna an'nao tam'sitrapony manokana izy.
\v 16 \v 17 Fa an'Andriamanitra ny fisôrana, ze nametraka ny tao am-pon'i Titosy ny famatorana ze hanagnako aminareo. Fa izy tsy nagneky fôgna ny antsovintsika, fa tegna matotra ny am'zany ihany kô. Nagnatogna an'nao tam'sitrapony manokana izy.

View File

@ -1 +1 @@
Nalefany izy niaraka tam'le rahalà ze nideraina takeo ampovôn'ny fengonana daôly nony asan'ny ze mitory ny Filazantsara. Tsy zany ihany, fa izy ihany kô de notendren'reo fengonana mba hande hiaraka aminay hitondra an'zao asan'ny fahalalan-tanana zao. Zany de ho an'ny voninahitr'izy Tompo ary ho an'ny fagnirinay hagnampy.
\v 18 \v 19 Nalefany izy niaraka tam'le rahalà ze nideraina takeo ampovôn'ny fengonana daôly nony asan'ny ze mitory ny Filazantsara. Tsy zany ihany, fa izy ihany kô de notendren'reo fengonana mba hande hiaraka aminay hitondra an'zao asan'ny fahalalan-tanana zao. Zany de ho an'ny voninahitr'izy Tompo ary ho an'ny fagnirinay hagnampy.

View File

@ -1 +1 @@
Mitandrina zahay ny amin'ny mety hisian'ny ôla mitaraigny zahay ny amin'ny mety hisian'ny ôla mitaraigna mombanay makasika an'nio asa falala-tagnana ze ataonay io. Ka mila mitandrina zahay mba hagnano ny mendrika, fa tsy akeo agnatrehan'ny Tompo rerika, fa akeo alôn'ny ôla kô.
\v 20 \v 21 Mitandrina zahay ny amin'ny mety hisian'ny ôla mitaraigny zahay ny amin'ny mety hisian'ny ôla mitaraigna mombanay makasika an'nio asa falala-tagnana ze ataonay io. Ka mila mitandrina zahay mba hagnano ny mendrika, fa tsy akeo agnatrehan'ny Tompo rerika, fa akeo alôn'ny ôla kô.

View File

@ -1 +1 @@
Mandefa rahalà raika hafa ihany kô zahay miaraka amin'jareo. Matetika zahay no nitsapa an'azy, ary nahita an'azy mafana fo tamin'ny asa maro. Mazoto kokô izy am'zao fotôna zo no le fatokisana leibe ze hanagnany aminareo. Raha ny amin'i Titosy, izy no namako sy mpiara-miasa aminà ho an'nareo. Raha ny amin'ny rahalany, de nalefan'reo fengonana zareo. Voninahitra ho an'i Kristy izy reo. Ka abôgna an'jareo ny fitiavanareo, ary abôgna amin'ny fengonana ny antony fireharehanay momba an'nareo.
\v 22 \v 23 \v 24 Mandefa rahalà raika hafa ihany kô zahay miaraka amin'jareo. Matetika zahay no nitsapa an'azy, ary nahita an'azy mafana fo tamin'ny asa maro. Mazoto kokô izy am'zao fotôna zo no le fatokisana leibe ze hanagnany aminareo. Raha ny amin'i Titosy, izy no namako sy mpiara-miasa aminà ho an'nareo. Raha ny amin'ny rahalany, de nalefan'reo fengonana zareo. Voninahitra ho an'i Kristy izy reo. Ka abôgna an'jareo ny fitiavanareo, ary abôgna amin'ny fengonana ny antony fireharehanay momba an'nareo.