diff --git a/05/01.txt b/05/01.txt new file mode 100644 index 0000000..2ac875f --- /dev/null +++ b/05/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +Fantantsika fa raha rava ny fonenana aketo ambonin'ny tany ze ipetrahantsika, de managna tragno avy amin'Andriamanitra tsika. Zany de tragno tsy nataon'ny tagnan' \ No newline at end of file diff --git a/05/title.txt b/05/title.txt new file mode 100644 index 0000000..71a31cd --- /dev/null +++ b/05/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 5 \ No newline at end of file diff --git a/08/01.txt b/08/01.txt index b9bdeba..af61555 100644 --- a/08/01.txt +++ b/08/01.txt @@ -1 +1 @@ -Tenay ho fantatrareo, ralahy ny momban'ny fasoavan'Andriamanitra ze namena tao am'reo fengonan'i Makedonia. Nandritran'ny fitsapana leibe am'fahorena, ny fitobaky ny fahefana sy ny fara-fahantran'jareo de niteraka haren-deiben'ny falalan-tanana. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 Tenay ho fantatrareo, ralahy ny momban'ny fasoavan'Andriamanitra ze namena tao am'reo fengonan'i Makedonia. Nandritran'ny fitsapana leibe am'fahorena, ny fitobaky ny fahefana sy ny fara-fahantran'jareo de niteraka haren-deiben'ny falalan-tanana. \ No newline at end of file diff --git a/08/03.txt b/08/03.txt index 02ffb02..e66116a 100644 --- a/08/03.txt +++ b/08/03.txt @@ -1 +1 @@ -Satria mijoro vavolombelona za fa nagnano be araka ze vitany zareo, ary mihôtra an'ze vitany aza. Ary tamin'ny sitrapon-jareo manokana sy niaraka tam'fitalahona mafy no nangatan-jareo taminay ny fahafahana mba hanagna anjara am'ty asa fanompona akeo am'roe mpino ty. Tsy nibôgan arak'izay nantenanay zany. Fa kosa nanototra ny tegnany melô tamin'Andriamanitra zareo. Ary nanolo-tegna ho an'ny jareo tamin'ny sitrapon'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 \v 5 Satria mijoro vavolombelona za fa nagnano be araka ze vitany zareo, ary mihôtra an'ze vitany aza. Ary tamin'ny sitrapon-jareo manokana sy niaraka tam'fitalahona mafy no nangatan-jareo taminay ny fahafahana mba hanagna anjara am'ty asa fanompona akeo am'roe mpino ty. Tsy nibôgan arak'izay nantenanay zany. Fa kosa nanototra ny tegnany melô tamin'Andriamanitra zareo. Ary nanolo-tegna ho an'ny jareo tamin'ny sitrapon'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/08/06.txt b/08/06.txt index 8bb6d59..45ef2df 100644 --- a/08/06.txt +++ b/08/06.txt @@ -1 +1 @@ -Ka namporisika an'i Titosy zahay, ze fa nanomboka an'zany asa zany, mba hagnatanteraka ny fasoavana akeo aminareo. Fa anareo kosa de manan-karena am'ra daôly, amin'ny finona, amin'ny teny, amin'ny falalana amin'ny fazotona daôly, ary amin'ny fitiavana an'nay. Ka ataovo azo antoka mba hanan-karena am'zany asa fahasoavana anareo. (Ny ULB sy ny UDB, miaraka am'reo dikan-teny maro hafa, de mivaky salan'zao: "Akao amin'ny fitiavanao an'nay." Ny dikan-teny hafa de mivaky ôtran'zao: "Ary akao amin'ny fitiavanay an'nareo.") \ No newline at end of file +\v 6 \v 7 Ka namporisika an'i Titosy zahay, ze fa nanomboka an'zany asa zany, mba hagnatanteraka ny fasoavana akeo aminareo. Fa anareo kosa de manan-karena am'ra daôly, amin'ny finona, amin'ny teny, amin'ny falalana amin'ny fazotona daôly, ary amin'ny fitiavana an'nay. Ka ataovo azo antoka mba hanan-karena am'zany asa fahasoavana anareo. (Ny ULB sy ny UDB, miaraka am'reo dikan-teny maro hafa, de mivaky salan'zao: "Akao amin'ny fitiavanao an'nay." Ny dikan-teny hafa de mivaky ôtran'zao: "Ary akao amin'ny fitiavanay an'nareo.") \ No newline at end of file diff --git a/08/08.txt b/08/08.txt index cba39b0..d3e6a76 100644 --- a/08/08.txt +++ b/08/08.txt @@ -1 +1 @@ -Tsy mitare an'zany salan'ny didy za. Fa kosa, mitare an'zany za amin'ny fitsapana ny fahamarinan'ny fitiavanareo amin'ny fampitahana an'zany am'zotom-pon'ny ôla hafa. Satria fantantrareo ny fasoavan'ny Tompon-tsiaka Jesosy Kristy. Kana nanankarena aza izy, de lasana mahantra no nareo; ka amin'ny halalan'ny fahantrana no mety hazaônareo harena. \ No newline at end of file +\v 8 \v 9 Tsy mitare an'zany salan'ny didy za. Fa kosa, mitare an'zany za amin'ny fitsapana ny fahamarinan'ny fitiavanareo amin'ny fampitahana an'zany am'zotom-pon'ny ôla hafa. Satria fantantrareo ny fasoavan'ny Tompon-tsiaka Jesosy Kristy. Kana nanankarena aza izy, de lasana mahantra no nareo; ka amin'ny halalan'ny fahantrana no mety hazaônareo harena. \ No newline at end of file diff --git a/08/16.txt b/08/16.txt index add59d7..c03c916 100644 --- a/08/16.txt +++ b/08/16.txt @@ -1 +1 @@ -Fa an'Andriamanitra ny fisôrana, ze nametraka ny tao am-pon'i Titosy ny famatorana ze hanagnako aminareo. Fa izy tsy nagneky fôgna ny antsovintsika, fa tegna matotra ny am'zany ihany kô. Nagnatogna an'nao tam'sitrapony manokana izy. \ No newline at end of file +\v 16 \v 17 Fa an'Andriamanitra ny fisôrana, ze nametraka ny tao am-pon'i Titosy ny famatorana ze hanagnako aminareo. Fa izy tsy nagneky fôgna ny antsovintsika, fa tegna matotra ny am'zany ihany kô. Nagnatogna an'nao tam'sitrapony manokana izy. \ No newline at end of file diff --git a/08/18.txt b/08/18.txt index 1988c7f..eafee9c 100644 --- a/08/18.txt +++ b/08/18.txt @@ -1 +1 @@ -Nalefany izy niaraka tam'le rahalà ze nideraina takeo ampovôn'ny fengonana daôly nony asan'ny ze mitory ny Filazantsara. Tsy zany ihany, fa izy ihany kô de notendren'reo fengonana mba hande hiaraka aminay hitondra an'zao asan'ny fahalalan-tanana zao. Zany de ho an'ny voninahitr'izy Tompo ary ho an'ny fagnirinay hagnampy. \ No newline at end of file +\v 18 \v 19 Nalefany izy niaraka tam'le rahalà ze nideraina takeo ampovôn'ny fengonana daôly nony asan'ny ze mitory ny Filazantsara. Tsy zany ihany, fa izy ihany kô de notendren'reo fengonana mba hande hiaraka aminay hitondra an'zao asan'ny fahalalan-tanana zao. Zany de ho an'ny voninahitr'izy Tompo ary ho an'ny fagnirinay hagnampy. \ No newline at end of file diff --git a/08/20.txt b/08/20.txt index 9e79e03..72e8c02 100644 --- a/08/20.txt +++ b/08/20.txt @@ -1 +1 @@ -Mitandrina zahay ny amin'ny mety hisian'ny ôla mitaraigny zahay ny amin'ny mety hisian'ny ôla mitaraigna mombanay makasika an'nio asa falala-tagnana ze ataonay io. Ka mila mitandrina zahay mba hagnano ny mendrika, fa tsy akeo agnatrehan'ny Tompo rerika, fa akeo alôn'ny ôla kô. \ No newline at end of file +\v 20 \v 21 Mitandrina zahay ny amin'ny mety hisian'ny ôla mitaraigny zahay ny amin'ny mety hisian'ny ôla mitaraigna mombanay makasika an'nio asa falala-tagnana ze ataonay io. Ka mila mitandrina zahay mba hagnano ny mendrika, fa tsy akeo agnatrehan'ny Tompo rerika, fa akeo alôn'ny ôla kô. \ No newline at end of file diff --git a/08/22.txt b/08/22.txt index 999927c..2e05746 100644 --- a/08/22.txt +++ b/08/22.txt @@ -1 +1 @@ -Mandefa rahalà raika hafa ihany kô zahay miaraka amin'jareo. Matetika zahay no nitsapa an'azy, ary nahita an'azy mafana fo tamin'ny asa maro. Mazoto kokô izy am'zao fotôna zo no le fatokisana leibe ze hanagnany aminareo. Raha ny amin'i Titosy, izy no namako sy mpiara-miasa aminà ho an'nareo. Raha ny amin'ny rahalany, de nalefan'reo fengonana zareo. Voninahitra ho an'i Kristy izy reo. Ka abôgna an'jareo ny fitiavanareo, ary abôgna amin'ny fengonana ny antony fireharehanay momba an'nareo. \ No newline at end of file +\v 22 \v 23 \v 24 Mandefa rahalà raika hafa ihany kô zahay miaraka amin'jareo. Matetika zahay no nitsapa an'azy, ary nahita an'azy mafana fo tamin'ny asa maro. Mazoto kokô izy am'zao fotôna zo no le fatokisana leibe ze hanagnany aminareo. Raha ny amin'i Titosy, izy no namako sy mpiara-miasa aminà ho an'nareo. Raha ny amin'ny rahalany, de nalefan'reo fengonana zareo. Voninahitra ho an'i Kristy izy reo. Ka abôgna an'jareo ny fitiavanareo, ary abôgna amin'ny fengonana ny antony fireharehanay momba an'nareo. \ No newline at end of file