Sat Jun 06 2020 14:52:30 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-06 14:52:30 +03:00
commit 762fbc7f32
50 changed files with 95 additions and 0 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Peteran apostolin'i Jesosy Kristy, ho an'reo zanaka am-pelezana, reo ze vôfidy, magnerana an'i Ponto, Galatia, Kapadokia, Asia, ary Bitynia. \v 2 Zany de araka ny fantatr'Andriamanitra Ray melô, vôtokan'ny Fagna ho fankatoavana sy ho famafazana ny ràn'i Jesosy Kristy. Ho am'nareo ane ny fasoavana, ary hitombo ane ny fiadananareo.

1
01/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Isaorana ane Andriamanitra sy Rain'i Jesosy Kristy Tompotsika. Tamin'ny famindram-pony, no nagnomezany antsika faterana vaovao ho an'ny fatokisan'ny lova. Zany lova zany de tamin'ny alalan'ny fitsanganan'i Jesosy Kristy tamin'ny maty. \v 4 Zany de ho an'ny lova ze tsy ho faty, tsy ho simba, ary tsy ho levona. Zany de vôtokana ho an'nareo aigny an-dagnitra. \v 5 Anareo de arovan'ny herin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny finôna, ho an'ny famonjena ze efa vognona ho ambara amin'ny fotôna farany.

1
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Tegna ravoravo momba an'zany anareo, na de ilainaro aza ny hatsiaro malaelo amin'ny ôla maro samy hafa am'zao. \v 7 Zany de ho an'ny fagnaporofona ny finônareo, ze sarobidy kokô no ny volamena ze simba, na de nosedraina tamin'ny afo aza. Mibôgna zany mba ho tazagna ny vokatry ny finônareo amin'ny fiderana, voninahitra, ary haja amin'ny hisehoan'i Jesosy Kristy.

1
01/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Tsy nahita an'Azy nareo, nefa te an'Azy. Tsy maita an'azy anareo am'zao fotôna zao kanefa mino an'Azy ary faly amin'ny fifalena tsy hay lazaina, mafinaritra. \v 9 Raisinareo am'zao ny vokatry ny finônareo, de ny famonjena ny fagnanareo. \v 10 Reo mpaminagny de nikaraka sy nagnotany tsara ny momba an'zany famonjena an'zany, ny momba ny fasoavana ze ho an'nareo.

1
01/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Zareo de nikaraka ny hafantatra ny momban'ny hoe iza sy ovena ny Fagnan'i Kristy akao am'jareo no niteny tam'jareo. Zany de nibôgna salan'ny nolazainy an'azy reo melô momba an'reo fijalen'i Kristy sy ny voninaitra magnaraka an'zany. \v 12 Nambara tam'jareo zany mba tsy hanompo ny tegnany zareo, fa nareo, rafa niteny reo ra ze vôlaza taminareo am'zao fotôna zao izy reo tamin'ny alalan'reo ze nitory ny filazantsara taminareo tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina nalefa avy aigny an-dagnitra ra ze ten'reo anjely ho fantatra.

1
01/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 No zany omagno ny saignareo. Mahonona tegna. Mametrà fitokisana amin'ny fsoavana ze entina akao aminareo amin'ny hisehoan'i Jesosy Kristy. \v 14 Amin'ny maha zanaka mpankato, az mampifagnaraka ny tegnanareo am'reo fagnirina ze naranareo tamin'ny mbôla tsy nafantatra nareo.

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Fa salan'le raika ze nagnantso an'nareo hoe masina, nareo, ka ôka ho masina amin'ny fitondran-tegnanareo manontolo. \v 16 Fa vôsoratra hoe: "Aoka ho masina satria Masina Za." \v 17 Ka raha magnantso le raika ze mitsara tsisy fanavakavana araka ny asan'ôla tsiraikaraika avy hoe: "Ray" nareo de handany ny fotôn'andronareo amin'ny fagnehôna fagnajana.

1
01/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Fantatrareo fa tsy avy tamin'ny volafotsy na volamena mety levona no nagnavotana an'nareo tamin'ny fotondran-tegna adala ze negnaranareo tam'reo razagnareo. \v 19 Fa kosany, navotana tamin'ny rà sarobidin'i Kristy anareo, ze salan'ny zanak'ondry tsy misy kilema na tsiny.

1
01/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Vôfidy talôn'ny nagnanganana an'zao totolo zao Kristy, fa am'zao de tam'reo fotôna farany no nagnambaràna an'Azy taminareo. \v 21 Amin'ny alalany no hinonareo an'Andriamanitra, ze nagnangana an'azy tamin'ny maty sy tam'reo nameny voninaitra mba ho akao amin'Andriamanitra ny finôna sy fatokianareo.

1
01/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Nagnadio ny fagnanareo tamin'ny fankatoavana ny fahamarinana an'nareo. Zany de ho an'ny fitiavana ara-pirahalahiana madio; no zany mifankatiava fatratra amin'ny fo. (Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny de mivaky hoe: "Nagnadio ny fagnanareo tamin'ny fankatoavana ny fahamarinana tamin'ny alalan'ny Fagna nareo") \v 23 Nateraka ndraika nareo, tsy avy amin'ny vô mety maty, fa avy amin'ny vô tsy mety maty, amin'ny alalan'ny tenin'Andriamanitra velona sy mitôtra.

1
01/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Fa ny nofo daôly de salan'ny ahitra, ary ny voninahiny daôly de salan'ny vonikazon'ny ahitra. Maina ny ahitra, ary malazo ny voninkazo, \v 25 fa ny tenin'ny Tompo de mitôtra mandrakizay. Zany ny vaovao mafaly ze nambara taminareo.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 No zany areo daôly ny ratsy daôly, ny fadisoam-panantenana daôly, ny fitsaram-belatsy, ny fagniriana, ary ny fagnendrikendrena daôly. \v 2 Salan'ny zaza vô teraka, magniry ronono ara-pagna madio, mba hafanareo mitombo akao amin'ny famonjena amin'ny alalan'zany, \v 3 raha natsapa nareo fa tsara fagna ny Tompo.

1
02/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Magnatogna an'azy le vato ze naren'ny ôla, fa vôfidin'Andriamanitra ho manan-danja Aminy. \v 5 Nareo ihanay kô de salan'roe vato velona ze vôorina ho tragno ara-pagna, mba ho mpisorogna masina ze magnolotra ny sorogna ara-pagna eken'Andriamanitra amin'ny alalan'i Jesosy Kristy.

1
02/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Ny Soratra Masina de ahitana an'zao: "Indro, Za mipetraka amin'ny Ziona vato fehizoro, vôfidy sy manan-danja. Ze daôly mino an'azy de tsy ho menatra."

1
02/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ny voninahitra no zany de ho an'nao ze mino. Kanefa, ny vato narian'reo mpanori-trano, zany de tonga lohan'ny fehizoro \v 8 ary vato matafitona sy vatolompy mahalavo. Tafitona zareo, tsy nankàto ny teny, ze vôtokana ho an'azy reo iany ko.

1
02/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Fa enao de ôlom-bôfidy, mpisoron'ny mpanjaka, firenena masina, ôla nalain'Andriamanitra, mba ho afaka hilaza ny hatsaran'reo asan'le raika ze nanantso an'nao avy takao amin'ny haizina hankao amin'ny hazavana matalanjona an'nao. \v 10 Talô enao tsy ôla, kanefa am'zao enao de ôlon'Andriamanitra. Tsy nandray famindram-po enao, am'zao enao nandray famindrm-po.

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ry malala, magnantso an'nareo ôtran'ny vahiny sy mpirenireny za mba hifady ny filàn'ny nofo, ze matonga ady manotra ny fagnanareo. \v 12 Tokony magnana fitondran-tegan tsara nareo akeo am'reo Jentilisa, ka raha miresaka momba an'nareo ho nagnano ra ratsy zareo, de tokony hahita reo asa tsaranareo sy hankalaza an'Andriamanitra amin'ny andro ze hatongavany.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Ankatoavy ny faefan'ny olombelona daôly no ny amin'ny Tompo. Ankatoavy salan'ny ambony indrindra ny mpanjaka, \v 14 sy reo governora ihany kô, ze nalefa mba hagnasazy reo mpagnano ratsy sy hankalaza reo ze magnano ny tsara. \v 15 Fa zany no sitrapon'Andriamanitra, amin'ny fanaovana ny tsara an'nareo de mampangina ny resaka tsy mahalala fomban'ny ôla adala. \v 16 Salan'ny maha-ôlon'afaka, aza ampesaina ho salan'ny fanaronana falemena ny fafahanao, fa ôka ho ôtran'ny mpanompon'Andriamanitra. \v 17 Omeo voninahitra ny ôlon-daôly. Tiavo ny firalahiana. Matahora an'Andriamanitra. Omeo voninahitra ny Mpanjaka.

1
02/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ry mpanompo, magnikesa ny tomponareo amin'ny fanajana daôly. Aza magnaiky ho mpanompon'ny tsara sy ho tompo tsara fagna, fa ho an'reo ratsy toetra iany kô. \v 19 Satia mendri-piderana zany ra misy miaritra fanaintaignana rafa mijaly amin'ny tsy rariny nony fanatenany an'Andriamanitra. \v 20 Fa ôtrinina ny vola raha manota enao ary miaritra mandritry ny fagnasazena an'nao avy akeo? Fa raha nagnano ny tsara enao ary miaritra mandritry ny fagnasazena an'nao, de mendri-pederana amin'Andriamanitra zany.

1
02/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Fa non'ty nagnatsovana an'nao, satria Kristy iany kô de nijaly ho an'nao. Namela ôhatra ho an'nao Izy mba hagnarana reo lalany. \v 22 Tsy nanota Izy, na hoe nisy fitaka teo am-bavany. \v 23 Rafa nitenenina ratsy Izy, de tsy mba namaly ratsy. Rafa nijaly Izy, de tsy nandrahogna, fa nagnolotra ny tegnany tam'le raika ze Mpitsara ampamarinana.

1
02/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Izy tegnany de nitondra reo fahotantsika tao amin'ny tegnany ho akeo ambony kakazo, mba tsy hagnana anjara amin'ny fahotana intsony tsika, ary mba hiaigna ho an'ny fahamarinana. Tamin'ny alalan'ny ratrany no nasitrana an'nareo. \v 25 Nivejivenjy ôtran'ny ondry very nareo daôly, fa am'zao nareo niverigna tamin'ny mpiandry ondry sy mpiambina ny fagnanareo.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Am'zany fomba zany, nareo vevavy de tokony hagneky ny vadinareo. Atôvy zany na de misy leila maro aza tsy mankatô ny teny, ary mety ho azo zareo na tsy misy aza ny teny, amin'ny alalan'ny fitondran-tegnan'ny vadin'jareo. \v 2 Fa zareo de hatazagna ny fitondran-tegna mendrikareo am-pagnajana.

1
03/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Aoka zany ho tanteraka tsy miaraka am'reo engo avelagny: randram-bolo, firavaka volamena, na akanjo lamôdy. \v 4 Fa kosany, aoka zany ho tanteraka miaraka am'ze akao am-pon'ny ôla, sy ny hatsarana maharitra ny fagna tsara sy mangina, ze sarobidy akeo agnatrehan'Andriamanitra.

1
03/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Fa reo vevavy masina talô no nandravaka ny tegnan'jareo ôtran'zany. Nagnana fatokena an'Andriamanitra zareo ary nagneky ny vadiky avy. \v 6 Salan'zany fomba zany no nankatoavan'i Abrahama an'i Saraha sy nagnatsovana an'azy ho tompony. Nareo de zanany am'zao fotôna zao raha magnano ze tsara sy tsy matatra ôla anareo.

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ôtran'zany ihany, nareo leilà de tokony miaigna miaraka amin'ny vadinareo araky ny fazavan-tsaigna, ôtran'ny fanaka malemy kokô, ny vevavy. Tokony omenareo voninahitra zareo salan'ny mpiara-mandova ny fagnomezan'ny fiaignana. Atôvy zany mba tsy ho vôsakana ny vavakareo.

1
03/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Farany, nareo daôly, ôka hiray saigna, hangoraka hifankate salan'ny mpirahalà, ho tso-po, ary hagnetri-tegna. \v 9 Aza mamaly ratsy ny ratsy na manivateva. Mifanotra am'ze aza, mignampy hatraigny, fa no zany no nagnantsovana an'nareo, mba hafanareo mandova ny fitahiana.

1
03/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 "Le raika ze te hankafy ny fiaignana sy te hahita andro tsara de tokony hagnatsatra ny lelany amin'ny ratsy sy ny molony amin'ny fitenenana fitaka. \v 11 Aoka izy hiala amin'ny atao hoe ratsy ary hagnano ze tsara. Aoka izy hitsikaraka fiadanana sy hitaky an'zany. \v 12 Ny mason'ny Tompo mahita ny marina, ary ny sofiny mandreigny reo fangatan'jareo. Fa ny tavan'ny Tompo de manotra an'reo ze magnano ratsy."

1
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Izy le raika ze hamely an'nareo raha magniry ny hagnano ny tsara nareo? \v 14 Nefa raha mijalyy non'ny famarinana nareo, de sambatra. Aza matatra ze hatahoran'jareo. Aza mangôrohôro.

1
03/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Fa kosany, atokano ho masina akao am-ponareo le Tompo Kristy. Mivognona hatraigny hamaly ny ôla daôly ze magnontany an'nareo ny antony hatokisanareo an'Andriamanitra. Atôvy amin'ny halemem-pagna sy fagnajana zany. \v 16 Magnàna feon'ny feritreretana madio mba ny ôla ze magnevateva ny fiaignana tsaranareo akao amin'i Kristy de mety megnatra satria miteny manoitra an'nareo salan'ny hoe mpagnano ratsy nareo. \v 17 Tsara kokô, raha Andriamanitra no magniry, fa mijaly nareo amin'ny fagnanovana ny tsara non'ny fagnanovana ny ratsy.

1
03/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Efa nijaly non'ny fahotana iany kô i Kristy. Izy ze marina de nijaly ho antsika, ze tsy marina, mba hitondrany antsika akeo amin'Andriamanitra. Novonona tamin'ny nofo Izy, fa novelomin'ny Fagna. \v 19 Tamin'ny alalan'ny Fagna, de nande izy ary nitory ho an'reo fagna ze aigny am-ponja am'zao. \v 20 Tsy nankatô an'jareo daôly niandry ny faretan'Andriamanitra tamin'ny andron'i Noa, tamin'ny androan'ny fagnaboarana sambofiara, ary Andriamanitra namonjy ôla vitsy miisa valo mianaka tamin'ny rano.

1
03/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Zany no famatarana ny batisa ze mamonjy an'nareo am'zao tsy ôtra'ny fagnadiovana ny loto amin'ny vatana, fa ôtran'ny antson'ny feon'ny feritreretana ho amin'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny fitsangan'i Jesosy Kristy tamin'ny maty. \v 22 Kristy de akeo an-tagnana ankavanan'Andriamanitra. Niakatra aigny an-dagnitra izy. Reo anjely, reo manam-pahefana, ary ny hery de tsy maintsy magneky an'Azy.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 No zany, satria nijaly tamin'ny nofo i Kristy, de atôvy fedian'ny tegnanareo zany tanjona zany. Fa ze daôly tamin'ny nofo de nitsatra tamin'ny fahotana. \v 2 Vokatr'zany, ny ôla ôtran'zany, mandritra ny fotôna sisa hiaignany, de tsy hiaigna ho an'ny sitrapon'Andriamanitra.

1
04/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa ampy zay ny fotôna lasana nagnanôvana an'ze ten'ny Jentilisa atao, hafalen'ny nofo, fijejojejona, fimamôna, fitondran-tegna, mamegnatra, filalôvan-dratsy, ary reo asan'ny fagnompon-tsampy marikoriko. \v 4 Heverin'jareo fa hafahafa satria tsy mikambana am'jareo akao am'zany fagnaranam-po be zany nareo, no zany de hiteny ratsy momba an'nareo zareo. \v 5 Hamaly ny raika ze vognona hitsara ny velona sy ny maty zareo. \v 6 No zany antony zany no nitoriana ny vaovao mafaly tam'reo maty ihany kô, na de notsaraina tamin'ny nofo ôtran'ny ôla aza zareo, de hiaigna ôtran'Andriamanitra akao amin'ny fagna.

1
04/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Magnakeky ny faran'ny ra daôly. No zany tongava saigna, ary mahonona tegna amin'ny eritreritrareo ho an'ny fitiavam-bavaka. \v 8 Ambonin'ny ra daôly, magnàna fitiavana feno ho an'ny tsiraikarika avy, fa ny fitiavana mandrakotra fahotana maro. \v 9 Mifampentranoa tsy am-pitaraignana.

1
04/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Fa ny tsiraikaraika aminareo de nandray fagnomezam-pasoavana, ampesao hifanomôna zany. Magnanôva zany ôtran'ny mpitan-drarahan'ny fagnomezam-pasoavana maro maimaimpôgna an'Andriamanitra. \v 11 Raha misy miteny, ôka izy hagnano an'zany ôtran'ny raika miteny ny tenin'Andriamanitra. Raha misy manompo, aoka zany ho avy amin'ny hery ze vatsian'Andriamanitra. Magnanôva reo ra reo mba homem-boninahitra amin'ny alalan'i Jesosy Kristy amin'ny fomba daôly Andriamanitra. Aoka ho an'i Jesosy Kristy ny voninahitra sy hery mandrkizay doria. Amena.

1
04/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Ry malala, aza raisina ho hafahafa ny fitsapana amin'ny afo ze nitranga taminareo, ôtran'ny hoe nisy ra hafahaf nitranga taminareo. \v 13 Fa kosany, na de betsaka aza ny hiaignanareo reo fijalen'i Kristy, mifale, mba ho afaka hifaly ihany kô nareo ary ho ravoravo amin'ny fagnambarana ny voninahiny. \v 14 Raha nitivativaina no ny agnaran'i Kristy nareo, de vôtahy satria ny Fagnan'ny voninahitra sy ny Fagnan'Andriamanitra de mitôtra akao aminareo.

1
04/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Fa aoka tsisy n'iza n'iza aminareo hijaly ôtran'ny mpamono ôla, mpangalatra, mpagnano ratsy, na mpiraharaha ny an'ny hafa. \v 16 Fa raha misy mijaly fa Kristiana, aoka izy tsy ho menatra; fa kosany aoka hagnome voninahita an'Andriamanitra amin'zany agnarana zany izy.

1
04/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Fa fotôna zao hanombona ny fitsarana miaraka amin'ny ankohonan'Andriamanitra. Raha manomboka amintsika zany, ino no ho vokatra ho an'reo ze tsy mankàto ny filazantsaran'Andriamanitra? \v 18 Ary raha 'ny ôlo-marina aza ila tsy ho vôvonjy, amin'ny fomba ahôgna no hisehoan'ny ôla tsy an'Andriamanitra sy ny mpanota? \v 19 No zany aoka reo ze mijaly nony sitrapon'Andriamanitra hanankina ny fagnan'jareo amin'ny Mpamorona matoky amin'ny fagnanôvan-tsoa.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 4

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Magnanatra reo loholona aminareo za, za ze loholona namana. Za ihany kô de vavolombelon'reo fijalen'i Kristy, ary kô mpikambana akao amin'ny voninahitra ze efa haseho. \v 2 No zany, magnanatra an'nareo za, ry loholona, ambeso ny ondrin'Andriamanitra ze akeo aminareo. Arao maso izy regny, tsy amin'ny faneriteterena, fa amin'ny sitraponareo, araka ny sitrapon'Andriamanitra. Arao maso izy regny, tsy amin'ny vola maloto, fa an-tsitrapo. \v 3 Aza manjakazaka amin'ny ôla ze ambesanareo. Fa kosany, ôka ho fitaratra ho an'ny ondry. \v 4 Ary rafa miseho le Lohan'ny mpiandry ondry, de ahazo satro-boninahitra tsy mety simba nareo.

1
05/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Salan'zany kô; nareo tanora fagna, magneke ny ôlo geda. Nareo daôly, tafio fagnetren-tegna ny tegnanareo ary mifanompo. Fa Andriamanitra manoitra ny mpirehareha, fa magnome fasoavana ny mpagnetry tegna. \v 6 No zany magnetre tegna akeo ambanin'ny tagna-maherin'Andriamanitra mba hanandratany an'nareo am'zany fotôna zany. \v 7 Apetrao akeo aminy ny fagnanareo daôly, satria Izy no miahy an'nareo.

1
05/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Mahonona tegna, membena. Ny favalonareo, de ny devoly, mignodidigna ôtran'ny liona mitrerogna, mitady ze ôla ho arapagny. \v 9 Manoera an'azy. Miorena amin'ny finônareo. Fantatrareo fa zany fahorena zany de manjo ny firaisan'reo mpino magnerana an'zao tontolo zo ihany kô.

1
05/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Rafa avy nijaly nandritra ny fotôna foika nareo, ny Andriamanitra ny fasoavana daôly, ze nagnantso an'nareo ho amin'ny voninahiny mandrakizay akao amin'i Kristy, de hatanteraka an'nareo, hanangana an'nareo, ary hampahery an'nareo. \v 11 Ho an'Azy anie ny fanjakana mandrakizay mandrakizay. Amena.

1
05/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Raisiko ôtran'ny rahalà matoky i Silasy, ary nanoratra teny foika ho an'nareo tamin'ny alalany za. Magnanatra an'nareo za ary magnambara an'nareo fa ze nosoratako de fasoavana marin'Andriamanitra. Mijoro am'zany. \v 13 Ny vevavy ze aigny Babylona, ze vôfidy niaraka taminareo, magnano veloma an'nareo. Ary kô i Marka, zanako là, magnano veloma an'nareo. \v 14 Mifagnanôva veloma amin'ny fagnorom-pitiavana. Ho aminareo daôly anie ny fiadanana ze akao amin'i Kristy.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 5

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
1 Petera

View File

@ -35,5 +35,51 @@
"date_modified": 20181101,
"version": "7.1"
}
],
"finished_chunks": [
"front-title",
"01-01",
"01-03",
"01-06",
"01-08",
"01-11",
"01-13",
"01-15",
"01-18",
"01-20",
"01-22",
"01-24",
"02-01",
"02-04",
"02-06",
"02-07",
"02-09",
"02-11",
"02-13",
"02-18",
"02-21",
"02-24",
"03-01",
"03-03",
"03-05",
"03-07",
"03-08",
"03-10",
"03-13",
"03-15",
"03-18",
"03-21",
"04-01",
"04-03",
"04-07",
"04-10",
"04-12",
"04-15",
"04-17",
"05-01",
"05-05",
"05-08",
"05-10",
"05-12"
]
}