1 line
340 B
Plaintext
1 line
340 B
Plaintext
\v 1 Peteran apostolin'i Jesosy Kristy, ho an'reo zanaka am-pelezana, reo ze vôfidy, magnerana an'i Ponto, Galatia, Kapadokia, Asia, ary Bitynia. \v 2 Zany de araka ny fantatr'Andriamanitra Ray melô, vôtokan'ny Fagna ho fankatoavana sy ho famafazana ny ràn'i Jesosy Kristy. Ho am'nareo ane ny fasoavana, ary hitombo ane ny fiadananareo. |