auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-23 06:20:15 +08:00 committed by root
parent aad5698f5f
commit d5f92ac6a7
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ry zanaka malala, aza avela hisy ôla hamitaka an'nareo. Le raika ze magnano ny famarinana de marina,
Ry zanaka malala, aza avela hisy ôla hamitaka an'nareo. Le raika ze magnano ny famarinana de marina, salan'ny mahamarina an'i Kristy. Le manota de avy amin'ny devoly, fa ny devolo de nanota hatraigny am-pendohana. No zany antony zany ny Zanak'Andriamanitra de nabôgna mba hafahany mamotika an'reo asan'ny devoly.

1
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
N'iza n'iza