auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-23 08:00:13 +08:00 committed by root
parent 9e92731d20
commit aad5698f5f
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Reo ze manota de magnano ze tsy ara-dalàna; fa ny fahotana de tsy ara-dalàna. Nareo de mafantatra fa i Kristy de nambara mba hagnala an'reo fahotana, ary akao amin'azy de ts
Reo ze manota de magnano ze tsy ara-dalàna; fa ny fahotana de tsy ara-dalàna. Nareo de mafantatra fa i Kristy de nambara mba hagnala an'reo fahotana, ary akao amin'azy de tsy misy fahotana. Tsisy ôla ze mitoetra akao amin'azy ka mbola hanota hatraigny. Tsisy ôla mbola manota natazagna an'Azy na nafantatra an'Azy.

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ry zanaka malala, aza avela hisy ôla hamitaka an'nareo. Le raika ze magnano ny famarinana de marina,