auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-23 06:20:15 +08:00 committed by root
parent 10922da6c4
commit 9e92731d20
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Salan'ino ny fitiavana nomen'ny Ray antsika, mba hentsovana antsika hoe zanak'Andriamanitra, ary zany tsika. No zany antony zany, zao tontolo zao de tsy mafantatra antsika, satria tsy mafantatra an'azy. Ry malala, zanak'Andriamanitra tsika am'zao, ary zany de mbola tsy nolazaina hoe salan'ino tsika. Tsika de mafantatra fa rafa mibôgna i Kristy, de ôtran'Azy tsika, satria natazagna an'Azy ôtran'Azy tsika. Reo ze managna an'zany fatokisana momba ny ho avy mifototra amin'azy de
Salan'ino ny fitiavana nomen'ny Ray antsika, mba hentsovana antsika hoe zanak'Andriamanitra, ary zany tsika. No zany antony zany, zao tontolo zao de tsy mafantatra antsika, satria tsy mafantatra an'azy. Ry malala, zanak'Andriamanitra tsika am'zao, ary zany de mbola tsy nolazaina hoe salan'ino tsika. Tsika de mafantatra fa rafa mibôgna i Kristy, de ôtran'Azy tsika, satria natazagna an'Azy ôtran'Azy tsika. Reo ze managna an'zany fatokisana momba ny ho avy mifototra amin'azy de magnadio ny tegnany mba hadio salan'Azy.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Reo ze manota de magnano ze tsy ara-dalàna; fa ny fahotana de tsy ara-dalàna. Nareo de mafantatra fa i Kristy de nambara mba hagnala an'reo fahotana, ary akao amin'azy de ts