Sat Jun 06 2020 14:51:57 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-06 14:51:57 +03:00
commit 6f564e9d87
48 changed files with 94 additions and 0 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ze hatramin'ny fendohana sy ze efa reigninay, ze efa tazagnay, ze efa nojerenay, ary ze efa nokasin'ny tagnanay, zany de momba ny Tenin'ny fiaignana. \v 2 Salan'zany ihany kô, ny fiaignana de nampafantarian, ary efa tazagnay zany, ka mitsangana vavolombelona am'zany zahay. Zahay de magnambara aminareo ny fiaignana mandrakizay, ze tao amin'ny Ray, ary ze efa nampafantarian an'nay.

1
01/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ze efa tazagnay sy reigninay de ambaranay aminareo ihany kô, mba hanagnanay fifandraisana aminay kô. Ny fifandraisana misy akeo aminay de amin'ny Ray sy amin'ny Zanany, Jesosy Kristy.\v 4 Salan'zany ihany kô, manoratra an'reo ra reo ho an'nareo zahay mba ho tanteraka ny fifalentsika. (Fagnamarihana: Reo dikan-teny talô sasagny de mivaky salan'zao: "Ary manoratra reo ra reo zahay mba ho tanteraka ny fifalenareo.")

1
01/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Zao no hafatra ze efa reigninay avy tamin'azy ka ambaranay aminareo: Andriamanitra de fazavana, ary akao amin'Azy de tsy misy haizina mihitsy. \v 6 Raha milaza tsika fa managna fifandraisana amin'Azy ary mande akao agnatin'ny haizigna, de mandenga tsika ary tsy magnano ny marina.\v 7 Kanefa raha mande akao amin'ny fazavana tsika ôtran'Azy, de managna fifandraisana amin'ny tsiraikaraika avy tsika, ary ny ràn'i Jesosy Zanany no manadio antsika amin'ny fahotana daôly.

1
01/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Raha milaza tsika fa tsy manam-pahotana, de mamitaka ny tegnantsika tsika, ary ny famarinana de tsy akao amintsika. \v 9 Nefa raha miaiky reo fahotantsika tsika, Izy de matoky sy marina amin'ny famelana reo fahotantsika ary magnadio antsika amin'ny tsy famarinana daôly. \v 10 Raha milaza tsika fa tsy mbola nanota, de magnano an'Azy ho mpandainga, ary tsy akao amintsika ny teniny.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Anaka, manoratra reto ra reto za mba tsy hanotanareo. Kanefa raha misy manota, de managna mpisolo vava tsika miaraka amin'ny Ray, Jesosy Kristy, le marina. \v 2 Izy no fagnavotana an'reo fahotantsika, ary tsy ny antsika ihany, fa ny an'zao tontolo zao raika manontolo ihany kô. \v 3 Am'zany no afantarantsika fa mafantatra an'Azy tsika: Raha mitandrina reo didiny tsika.

1
02/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Le miteny hoe: "Mafantatra an'Andriamanitra za," fa tsy mitandrina reo didiny, de mpandainga, ary ny marina de tsy akao amin'azy. \v 5 Fa n'iza n'iza mitandrina ny teniny, marina tokôtra, de akao am'zany ôla zany no nagnatanterana ny fitiavan'Andriamanitra. Am'zany no afantarantsika fa akao amin'Azy tsika. \v 6 Le raika ze miteny fa mitôtra akao amin'Andriamanitra de tokony ande ihany kô izy salan'ny nandehanan'i Jesosy Kristy.

1
02/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ry malala, tsy manoratra didy vaovao ho an'nareo za, fa didy talô ze efa nanagnanareo hatramin'ny fendohana. Ny didy talô de ny teny ze reigninareo. \v 8 Fa manoratra didy vaovao ho an'nareo za, ze marina akao amin'ny Kristy sy akao aminareo, satria ny haizina de mandalo, fa ny fazavana marina de efa mamiratra.

1
02/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Le raika ze miteny fa akao amin'ny mazava izy ary makahala ny rahalany de akao agnatin'ny haizigna hatramin'zao. \v 10 Le raika ze mitia ny rahalany de mitôtra akao amin'ny mazava ary tsy hisy fotôna hanafitohinana an'azy. \v 11 Fa le raika ze mankahala ny rahalany akao amin'ny haizina de mandeha akao amin'ny haizigna; izy de tsy mafantatra ze aleny, satria ny haizigna de efa najamba ny masony.

1
02/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Manoratra ho an'nareo za, ry zanaka malala, satria reo fahotanareo de vôvela non'ny agnarany. \v 13 Manoratra ho an'nareo za, ry ray, satria fantatrareo le raika avy amin'ny fendohana. Manoratra ho an'nareo za, ry gaogna, satria noresenareo le ratsy. \v 14 Efa nanoratra ho an'nareo za, ry zaza madinika, satria nareo de mafantatra ny Ray. Efa nanoratra ho an'nareo za, ry ray, satria fantatrareo le avy amin'ny fendohana. Efa nanoratra ho an'nareo za, ry gaogna satria mafy nareo, ary ny tenin'Andriamanitra de mitôtra akao aminareo, ary nareo de efa nandesy le ratsy.

1
02/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Aza mitia an'zao tontolo zao na reo ra akeo amin'azy. Raha misy mitia an'zao tontolo zao, de tsy akao amin'azy ny fitiavan'ny Ray. \v 16 Fa ny ra daôly ze akao am'zao tontolo zao de ny filan'ny nofo, ny filan'ny maso, ary ny fieboebon'ny fiaignana ze tsy avy amin'ny Ray fa avy am'zao tontolo zao. \v 17 Zao tontolo zao sy ny filany de mandalo. Fa n'iza n'iza magnano ny sitrapon'Andriamanitra de hitoetra mandrakizay.

1
02/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ry zaza madinika, ty no ora farany. Ôtran'ny efa reigninareo fa ho avy ny anti-Kristy, am'zao maro reo anti-Kristy ze efa tonga. Am'zany no afantarantsika fa tsy no ora farany. \v 19 Niala tamintsika zareo, kanefa tsy avy amintsika. Fa raha tamintsika zareo de nitoetra niaraka tamintsika. Fa rafa niala zareo, de nampiseho fa tsy tamintsika.

1
02/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Fa managna fagnosorana avy am'le Masina nareo, ary fantatrareo daôly ny marina. (Fagnamarinana: misy dikan-teny hafa sasagny vaovao ze mivaky hoe: "Managna ny falalana daôly nareo." Ny dikan-teny sasagny talô de mivaky hoe: 'Ary fantatrareo ny ra daôly.") \v 21 Tsy nanoratra ho an'nareo za satria nareo de tsy mahalala ny marina, fa satria fantatrareo zany ary tsy misy lainga avy amin'ny marina.

1
02/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Iza no mpandainga fa tsy le raika ze mandà fa i Jesosy no Kristy? Zany ôla zany de le anti-Kristy, rafa mandà ny Ray sy ny Zanaka izy. \v 23 Tsy misy ôla ze mandà ny Zanaka ka hanagna ny Ray. N'iza n'iza magneky ny Zanaka de managna ny Ray.

1
02/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Fa ho an'nareo, aoka ze reigninareo hatramin'ny fedohana hitoetra akao aminareo. Raha ze reigninareo hatramin'ny fedohana no mitoetra akao aminareo, de hitoetra akao amin'ny Zanaka sy akao amin'ny Ray ihany kô nareo. \v 25 Zany no fampanantenana nomeny antsika: de ny fiaignana mandrakizay. \v 26 Efa nanoratra an'zany ra zany ho an'nareo za momban'reo ze hitondra an'nareo amin'ny lalan-diso.

1
02/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Fa ho an'nareo, le hosotra ze noraisinareo avy tamin'Azy de hitoetra akao aminareo, ary nareo de tsy mila ôla mampianatra an'nareo. Fa salan'ze nampenarin'ny fagnosorana an'nareo ny ra daôly de marina ary tsy lainga, ary salan'ze efa nampenarin'zany nareo, de mitôtra akao amin'Azy. \v 28 Am'zao, ry zanaka malala, mitoetra akao amin'Azy, rafa mibôgna Izy, de hanagna fasahiana tsika ary tsy ho menatra akeo agnatrehany amin'ny feviany.\v 29 Raha fantatrareo fa izy no marina, fa tantatrareo fa ze daôly magnano ny mety de teraka tamin'Azy.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Salan'ino ny fitiavana nomen'ny Ray antsika, mba hentsovana antsika hoe zanak'Andriamanitra, ary zany tsika. No zany antony zany, zao tontolo zao de tsy mafantatra antsika, satria tsy mafantatra an'azy. \v 2 Ry malala, zanak'Andriamanitra tsika am'zao, ary zany de mbola tsy nolazaina hoe salan'ino tsika. Tsika de mafantatra fa rafa mibôgna i Kristy, de ôtran'Azy tsika, satria natazagna an'Azy ôtran'Azy tsika. \v 3 Reo ze managna an'zany fatokisana momba ny ho avy mifototra amin'azy de magnadio ny tegnany mba hadio salan'Azy.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Reo ze manota de magnano ze tsy ara-dalàna; fa ny fahotana de tsy ara-dalàna.\v 5 Nareo de mafantatra fa i Kristy de nambara mba hagnala an'reo fahotana, ary akao amin'azy de tsy misy fahotana. \v 6 Tsisy ôla ze mitoetra akao amin'azy ka mbola hanota hatraigny. Tsisy ôla mbola manota natazagna an'Azy na nafantatra an'Azy.

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ry zanaka malala, aza avela hisy ôla hamitaka an'nareo. Le raika ze magnano ny famarinana de marina, salan'ny mahamarina an'i Kristy. \v 8 Le manota de avy amin'ny devoly, fa ny devolo de nanota hatraigny am-pendohana. No zany antony zany ny Zanak'Andriamanitra de nabôgna mba hafahany mamotika an'reo asan'ny devoly.

1
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 N'iza n'iza naterak'Andriamanitra de tsy hanohy ny fahotana satria ny vô avy tamin'Andriamanitra de mitoetra akao amin'Azy. Tsy afaka manohy ny fahotana izy satria naterak'Andriamanitra. \v 10 Akao am'zany no hampisehôna reo zanak'Andriamanitra sy reo zanaky ny devoly. N'iza n'iza tsy magnano ny marina de tsy avy amin'Andriamanitra; na raika ze tsy te ny rahalany ihany kô aza.

1
03/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Fa zany no hafatra ze efa reigninareo hatraigny am-pendohana: fa tsikaa de tokony mifankate, \v 12 fa tsy ôtran'i Kaina, ze avy am'le ratsy sy namono ny rahalany. Fa nagnino izy no namono an'azy? Satria reo asany de ratsy, ary ny an'ny rahalany de marina.

1
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Aza gaga, ry rahalako, raha mankahala an'nareo ny tany. \v 14 Fantatsika fa efa niala tamin'ny fafatesana mankeigny amin'ny fiaignana tsika, satria te an'reo rahalany tsika. \v 15 Ze tsy te de mitôtra aigny amin'ny fafatesana. Ze mankahala ny rahalany de mpamono ôla. Fantatrareo fa tsy misy mpamono ôla managna fiaignana mandrakizay mitôtra akao amin'azy.

1
03/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Am'zany no hafantarantsika ny fitiavana, satria Kristy nagnolotra ny aigny ho antsika. Tsika ihany kô de tokony magnolotra ny aigntsika ho an'reo rahala. \v 17 Fa n'iza n'iza managna ny haren'zao tontolo zao, ka matazagna ny fasahiranan'ny rahalany, ry magnidy ny fony tsy hangoraka an'azy, amin'ny fomba manakôry no itoeran'ny fitiavan'Andriamanitra akao amin'azy? \v 18 Ry zanako malalako, aoka tsika tsy hite amin'ny teny na ko amin'ny vava, fa amin'ny asa sy famarinana.

1
03/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Avy am'zany no hafantarantsika fa avy amin'ny famarinana tsika, ary mampatoky ny fontsika akeo agnatrehany tsika. \v 20 Fa raha magnameloka antsika ny fontsika, Andriamanitra de geda nony fontsika, ary mafantatra ny ra-daôly Izy. \v 21 Ry malala, raha tsy magnameloka antsika ny fontsika, de managna fatokisana an'Andriamanitra tsika.\v 22 N'ino n'ino angatantsika de ho azontsika avy amin'Azy, satria tsika mitandrina reo didiny sy magnano ze ankasitrahany akeo agnatrehany.

1
03/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Zao no didiny: tokony mino ny agnaran'ny Zanany Jesosy Kristy ary mifankate tsika, salan'ny efa nagnomezany antsika an'zany didy zany. \v 24 Ny raika ze mitazona an'reo didin'Andriamanitra de mipetra akao amin'Azy. Am'zany no afantarantsika fa izy de mipetraka akao amintsika, amin'ny Fagna ze nameny antsika.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ry malala, aza mino ny fagna daôly. Fa kosany, tsapao reo fagna mba ahitana fa avy amin'Andriamanitra izy reo, satria mpaminagny sandoka maro no efa tonga am'zao tontolo zao. \v 2 Am'zany no afantaranareo ny Fagnan'Andriamanitra ny fagna ze magneky an'i Jesosy Kristy ze tonga nofo de avy amin'Andriamanitra, \v 3 ary ny fagna daôly ze tsy magneky fa Jesosy de tsy avy amin'Andriamanitra. De zany ny fagnan'ny anti-Kristy, ze efa reigninareo fa ho avy, ary am'zao de efa aketo amintsika zany.

1
04/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Anareo de avy amin'Andriamanitra, ry zanaka malala, ary efa nandresy an'azy reo, satria le raika ze akao aminareo de geda mihôtra no le raika ze aketo am'zao tontolo zao. \v 5 Zareo de avy am'zao tontolo zao; no zany ze lazain'jareo de avy am'zao tontolo zao daôly, ary zao tontolo zao de mitaino an'jareo. \v 6 Avy amin'Andriamanitra tsika. Ze mafantatra ny Tompo de mareigny antsika. Izy ze tsy avy amin'Andriamanitra de tsy mareigny antsika. Am'zany no afantarantsika ny fagnan'ny famarinana sy ny fagnan'ny tsy famarinana.

1
04/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ry malala, aoka tsika hifankate, fa ny fitiavana de avy amin'Andriamanitra, ary mitia de naterak'Andriamanitra daôly sy mafantatra an'Azy. \v 8 Ny ôla ze tsy mitia de tsy mafantatra an'Andriamanitra, satria Andriamanitra de fitiavana.

1
04/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 No zany ny fitiavan'Andriamanitra de nambara tamintsika, fa Andriamanitra de nandefa ny Zanany là tokana ho an'zao tontolo zao mba ho velona no Izy tsika. \v 10 Akao am'zany fitiavana zany, tsy ny fitiavantsika an'Andriamanitra, fa ny nitiavany antsika, ary ny nandefasany ny Zanany là ho fagnavotana reo fahotantsika.

1
04/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ry malala, raha te lôtra antsika Andriamanitra, de tokony hifankate ihany kô tsika. \v 12 Tsy mbola nisy natazagna an'Andriamanitra. Fa raha mifankate tsika, de mitôtra akao amintsika Andriamanitra ary ny fitiavany de tanteraka akao amintsika. \v 13 Am'zany no afantarantsika fa mipetrak akao amin'Azy tsika ary izy akao amintsika, satria izy de nagnome antsika ny sasagny amin'ny Fagnany. \v 14 Ary ihany kô, efa natazagna tsika sy efa mijoro vavolombelona fa ny Ray de efa nandefa ny Zanany là ho Mpamonjy an'zao tontolo zao.

1
04/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 N'iza n'iza magneky fa Jesosy de Zanaka làn'Andriamanitra, de mipetra akao amin'azy Andriamanitra ary izy akao amin'Andriamanitra. \v 16 Tsika ihany kô de nafantatra ary nino ny fitiavana ze efa nagnanan'Andriamanitra ho antsika. Andriamanitra de fitiavana, ary le raika ze mipetra am'zany fitiavana zany de mipetraka akao amin'Andriamanitra, ary Andriamanitra de mipetraka akao amin'azy.

1
04/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 No zany fitiavan zany de notanterahina tamintsika, mba hanagnantsika fatokisana amin'ny andron'ny fitsarana, satria ôtran'Azy, de ôtran'zany kô tsika aketo am'ty tany ty. \v 18 Tsisy tatra akao amin'ny fitiavana. Fa kosany, ny fitiavana tanteraka de magnala ny tatra, satria ny tatra de tsy maintsy miaraka amin'ny sazy. Fa le raika ze matatra de tsy natao ho tanteraka akao amin'ny fitiavana.

1
04/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Mitia tsika satria Andriamanitra nite antsika vôlôny. \v 20 Raha misy ôla miteny hoe: "Teko Andriamanitra" nefa mankahala ny rahalany, de mpandainga izy. Fa le raika ze tsy mite ny rahalany, ze hitany de tsy afaka ny hite an'Andriamanitra, ze tsy hitany. \v 21 Ary zany ihany kô no didy ze anagnantsika avy amin'Azy: N'iza n'iza mitia an'Andriamanitra de tsy maintsy mitia ny rahalany ihany kô.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 4

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 N'iza n'iza mino fa i Jesosy no Kristy naterak'Andriamanitra, ary n'iza n'iza te ny Ray ihany kô de te ny zanaka naterany. \v 2 No zany no afantarantsika fa tentsika reo zanak'Andriamanitra: rafa te an'Andriamanitra sy magnatanteraka reo didiny tsika. \v 3 Satria zany no fitiavana ho an'Andriamanitra de ny hagnatanterantsika reo didiny. Ary reo didiny de tsy mavesatra.

1
05/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa ny ôla daôly ze naterak'Andriamanitra de mandresy an'zao tontolo zao. Ary zany de fandresena ze efa nandresy an'zao tontolo zao: ny finôntsika. \v 5 Iza le raika ze mandresy an'zao tontolo zao? Le raikaze mino fa i Jesosy de Zanak'Andriamanitra.

1
05/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Zany de le tonga tamin'ny rano sy rà: Jesosy Kristy. Izy de tonga tsy tamin'ny rano ihany, fa tamin'ny rano sy rà. \v 7 Fa misy telo ze mijoro vavolombelona: \v 8 Ny Fagna, ny rano, ary ny rà. Reo telo reo de mifanaraka. (Fagnamarinana: Ny dikan-teny talô sasagny de mivaky ôtran'zao: "Fa misy telo ze mijoro vavolombelona aigny an-dagnitra: ny Ray, sy ny Teny, ary ny Fanahy Masina; ary reo telo reo de raika. Ary misy telo ze mijoro vavolombelona aketo ambonin'ny tany: Ny Fagna, ny rano, ary ny rà; ary reo telo reo de ôtran'ny raika." Na zany aza, reo dikan-teny tsara indrindra de tsy mivaky salan'zany.)

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Raha mandray ny fijorôna vavolombelon'ny ôla tsika, de ho geda kokoa ny fijorôna vavolombelon'Andriamanitra. Fa ny fijorôna vavolombelon'Andriamanitra de zao: izy de mijoro vavolombelona makasika ny Zanany. \v 10 N'iza n'iza mino ny Zanak'Andriamanitra de managna fijorôna vavolombelona akao am'ze tegnany. Ze tsy mino an'Andriamanitra de magnano an'Azy ho mpandainga, satria izy de tsy nino ny fijorôna vavolombelona ze efa namen'Andriamanitra makasika ny Zanany.

1
05/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ary ny fijorôna vavolombelona de zao: Andriamanitra de nagnome antsika fiaignana mandrakizay, ary zany fiaignana zany de akao am'Zanany. \v 12 Le raika ze managna ny Zanaka de managna ny fiaignana. Ny ôla ze tsy managna ny Zanak'Andriamanitra de tsy managna fiaignana.

1
05/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Efa nagnoratra reto ra reto ho an'nareo za mba hafantaranareo fa managna ny fiaignana mandrakizay nareo ho an'nareo ze mino ny agnaran'ny Zanak'Andriamanitra.\v 14 Ôtran'zany ihany kô; zao no fifagnekena ze anagnantsika akeo agnatrehany, fa na ino na ino angatantsika araka ny sitrapony, de mareigny antsika Izy. \v 15 Ôtran'zany ihany kô, raha fantantsika fa mareingy antsika Aminy-de fantantsika fa azontsika ze daôly nangatantsika tamin'azy.

1
05/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Raha misy ôla raika mahita ny rahalany magnano fahotana ze tsy miteraka fafatesana, tsy maintsy mivavaka izy, ary Andriamanitra de hagnome fiaignana ho an'azy. Za de mampità reo ze managna fahotana tsy miteraka fafatesana. Misy fahotana ze miteraka hafatesana; tsy mety za hoe tokony hivavaka am'zany izy. \v 17 Ny tsy famarinana de fahotana, nefa misy fahotana tsy miteraka fafatesana.

1
05/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Fantantsika fa n'iza n'iza naterak'Andriamanitra de tsy manota. Nefa le raika ze naterak'Andriamanitra de miaro ny tegnany, ary ny ratsy de tsy afaka ny akasika an'azy. \v 19 Fantantsika fa avy amin'Andriamanitra tsika, ary zao tontolo zao de mipetraka akao amin'ny ratsy.

1
05/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Kanefa fantantsika fa ny Zanak'Andriamanitra de efa tonga ary efa nagnome antsika fazavan-tsaigna mba afatarantsika le raika ze tegna marina. Salan'zany ihany kô, tsika de akao amin'le raika ze marina, akao amin'i Jesosy Krisy Zanany. Izy no Andriamanitra marina ary fiaignana mandrakizay. \v 21 Anaka, arovy am'reo sampy ny tegnanareo.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 5

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
1 Jaona

View File

@ -35,5 +35,52 @@
"date_modified": 20181101,
"version": "7.1"
}
],
"finished_chunks": [
"front-title",
"01-title",
"02-title",
"04-title",
"01-01",
"01-03",
"01-05",
"01-08",
"02-01",
"02-04",
"02-07",
"02-09",
"02-12",
"02-15",
"02-18",
"02-20",
"02-22",
"02-24",
"02-27",
"03-01",
"03-04",
"03-07",
"03-09",
"03-11",
"03-13",
"03-16",
"03-19",
"03-23",
"04-01",
"04-04",
"04-07",
"04-09",
"04-11",
"04-15",
"04-17",
"04-19",
"05-01",
"05-04",
"05-06",
"05-09",
"05-11",
"05-13",
"05-16",
"05-18",
"05-20"
]
}