plt-x-sihanaka_1jn_text_reg/04/01.txt

1 line
499 B
Plaintext

\v 1 Ry malala, aza mino ny fagna daôly. Fa kosany, tsapao reo fagna mba ahitana fa avy amin'Andriamanitra izy reo, satria mpaminagny sandoka maro no efa tonga am'zao tontolo zao. \v 2 Am'zany no afantaranareo ny Fagnan'Andriamanitra ny fagna ze magneky an'i Jesosy Kristy ze tonga nofo de avy amin'Andriamanitra, \v 3 ary ny fagna daôly ze tsy magneky fa Jesosy de tsy avy amin'Andriamanitra. De zany ny fagnan'ny anti-Kristy, ze efa reigninareo fa ho avy, ary am'zao de efa aketo amintsika zany.