auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 17:17:23 +08:00 committed by root
parent 9f16c65df8
commit 29abeeefb7
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 Fa zany no hafatra ze efa reigninareo hatraigny am-pendohana: fa tsikaa de tokony mifankate, fa tsy ôtran'i Kaina, ze avy am'le ratsy sy namono ny rahalany. Fa nagnino izy no namono an'azy? Satria reo asany de ratsy, ary ny an'ny rahalany de marina.
\v 11 Fa zany no hafatra ze efa reigninareo hatraigny am-pendohana: fa tsikaa de tokony mifankate, \v 12 fa tsy ôtran'i Kaina, ze avy am'le ratsy sy namono ny rahalany. Fa nagnino izy no namono an'azy? Satria reo asany de ratsy, ary ny an'ny rahalany de marina.

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 Aza gaga, ry rahalako, raha mankahala an'nareo ny tany. Fantatsika fa efa niala tamin'ny fafatesana mankeigny amin'ny fiaignana tsika, satria te an'reo rahalany tsika. Ze tsy te de mitôtra aigny amin'ny fafatesana. Ze mankahala ny rahalany de mpamono ôla. Fantatrareo fa tsy misy mpamono ôla managna fiaignana mandrakizay mitôtra akao amin'azy.
\v 13 \v 15 Aza gaga, ry rahalako, raha mankahala an'nareo ny tany. \v 14 Fantatsika fa efa niala tamin'ny fafatesana mankeigny amin'ny fiaignana tsika, satria te an'reo rahalany tsika. Ze tsy te de mitôtra aigny amin'ny fafatesana. Ze mankahala ny rahalany de mpamono ôla. Fantatrareo fa tsy misy mpamono ôla managna fiaignana mandrakizay mitôtra akao amin'azy.