diff --git a/03/11.txt b/03/11.txt index 6fa68ba..64f2a65 100644 --- a/03/11.txt +++ b/03/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 Fa zany no hafatra ze efa reigninareo hatraigny am-pendohana: fa tsikaa de tokony mifankate, fa tsy ôtran'i Kaina, ze avy am'le ratsy sy namono ny rahalany. Fa nagnino izy no namono an'azy? Satria reo asany de ratsy, ary ny an'ny rahalany de marina. \ No newline at end of file +\v 11 Fa zany no hafatra ze efa reigninareo hatraigny am-pendohana: fa tsikaa de tokony mifankate, \v 12 fa tsy ôtran'i Kaina, ze avy am'le ratsy sy namono ny rahalany. Fa nagnino izy no namono an'azy? Satria reo asany de ratsy, ary ny an'ny rahalany de marina. \ No newline at end of file diff --git a/03/13.txt b/03/13.txt index e6860a5..34c3646 100644 --- a/03/13.txt +++ b/03/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 \v 15 Aza gaga, ry rahalako, raha mankahala an'nareo ny tany. Fantatsika fa efa niala tamin'ny fafatesana mankeigny amin'ny fiaignana tsika, satria te an'reo rahalany tsika. Ze tsy te de mitôtra aigny amin'ny fafatesana. Ze mankahala ny rahalany de mpamono ôla. Fantatrareo fa tsy misy mpamono ôla managna fiaignana mandrakizay mitôtra akao amin'azy. \ No newline at end of file +\v 13 \v 15 Aza gaga, ry rahalako, raha mankahala an'nareo ny tany. \v 14 Fantatsika fa efa niala tamin'ny fafatesana mankeigny amin'ny fiaignana tsika, satria te an'reo rahalany tsika. Ze tsy te de mitôtra aigny amin'ny fafatesana. Ze mankahala ny rahalany de mpamono ôla. Fantatrareo fa tsy misy mpamono ôla managna fiaignana mandrakizay mitôtra akao amin'azy. \ No newline at end of file