plt-x-sihanaka_1co_text_reg/15/54.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v 54 Fa rafa mitafy ny tsy mety simba ty vatagna mety simba ty, ary rafa mitafy ny tsy fafatesana ty vatagna mety maty ty, de ho tonga am'le teny ze vôsoratra hoe: "Vôtelina tamin'ny fandresena ny fafatesana." \v 55 "Ry fafatesana, aiza ny fandresenao? Ry fafatesana, aiza ny fanindronanao?"