\v 54 Fa rafa mitafy ny tsy mety simba ty vatagna mety simba ty, ary rafa mitafy ny tsy fafatesana ty vatagna mety maty ty, de ho tonga am'le teny ze vĂ´soratra hoe: "VĂ´telina tamin'ny fandresena ny fafatesana." \v 55 "Ry fafatesana, aiza ny fandresenao? Ry fafatesana, aiza ny fanindronanao?"