auto save
This commit is contained in:
parent
3fe2324693
commit
de5729bda4
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Ôran'zany ihaigny kô ny aminareo. Satria magniry fatratra ny fihetsehan'ny Fagna anareo, de magnàna zotom-po mba hiroborobo amin'ny fagnorenana ny fengonana. No zany ze miteny amin'ny fiteny tsy fantatra de tokony hivavaka mba hafany mandika tegny. Fa raha mivavaka amin'ny fiteny tsy fantatra Za, de mivavaka ny fagnako, fa ny saiko tsy mamo
|
Ôran'zany ihaigny kô ny aminareo. Satria magniry fatratra ny fihetsehan'ny Fagna anareo, de magnàna zotom-po mba hiroborobo amin'ny fagnorenana ny fengonana. No zany ze miteny amin'ny fiteny tsy fantatra de tokony hivavaka mba hafany mandika tegny. Fa raha mivavaka amin'ny fiteny tsy fantatra Za, de mivavaka ny fagnako, fa ny saiko tsy mamô.
|
Loading…
Reference in New Issue