diff --git a/14/12.txt b/14/12.txt index ea0f171..68a3698 100644 --- a/14/12.txt +++ b/14/12.txt @@ -1 +1 @@ -Ôran'zany ihaigny kô ny aminareo. Satria magniry fatratra ny fihetsehan'ny Fagna anareo, de magnàna zotom-po mba hiroborobo amin'ny fagnorenana ny fengonana. No zany ze miteny amin'ny fiteny tsy fantatra de tokony hivavaka mba hafany mandika tegny. Fa raha mivavaka amin'ny fiteny tsy fantatra Za, de mivavaka ny fagnako, fa ny saiko tsy mamo \ No newline at end of file +Ôran'zany ihaigny kô ny aminareo. Satria magniry fatratra ny fihetsehan'ny Fagna anareo, de magnàna zotom-po mba hiroborobo amin'ny fagnorenana ny fengonana. No zany ze miteny amin'ny fiteny tsy fantatra de tokony hivavaka mba hafany mandika tegny. Fa raha mivavaka amin'ny fiteny tsy fantatra Za, de mivavaka ny fagnako, fa ny saiko tsy mamô. \ No newline at end of file diff --git a/14/15.txt b/14/15.txt new file mode 100644 index 0000000..69ed4b2 --- /dev/null +++ b/14/15.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ino no tokony ho ataoko? Hivavaka amin'ny Fagnako za, fa hivavaka amin'ny saiko ihaigny kô \ No newline at end of file