auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-10 05:43:07 +08:00 committed by root
parent 507421eb1e
commit db0a414622
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Magnafaka za, ôtrany anafako an'i Kristy. \v 2 Amizao midera anareo za satria matsiaro an'ana amin'ny ra daôly nareo. Midera anareo za satria mitagna mafy ny fômbafômba araka ze nagnolorako an'jareo teo aminareo nareo. \v 3 Ary teko ho azonareo fa Kristy no lohan'ny leila daoly, fa ny lohan'ny vavy, ary Andriamanitra no lohan'i Kristy. \v 4 Ary magnala voninahitra ny lohany reo leila ze mivavaka na mamignany ka misaron-do.
\v 1 Magnafaka za, ôtrany anafako an'i Kristy. \v 2 Amizao midera anareo za satria matsiaro an'ana amin'ny ra daôly nareo. Midera anareo za satria mitagna mafy ny fômbafômba araka ze nagnolorako an'jareo teo aminareo nareo. \v 3 Ary teko ho azonareo fa Kristy no lohan'ny leila daôly, fa ny là lohan'ny vavy, ary Andriamanitra no lohan'i Kristy. \v 4 Ary magnala voninahitra ny lohany reo leila ze mivavaka na mamignany ka misaron-do.