diff --git a/11/01.txt b/11/01.txt index 6ec79a5..8778b3b 100644 --- a/11/01.txt +++ b/11/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Magnafaka za, ôtrany anafako an'i Kristy. \v 2 Amizao midera anareo za satria matsiaro an'ana amin'ny ra daôly nareo. Midera anareo za satria mitagna mafy ny fômbafômba araka ze nagnolorako an'jareo teo aminareo nareo. \v 3 Ary teko ho azonareo fa Kristy no lohan'ny leila daoly, fa ny lohan'ny vavy, ary Andriamanitra no lohan'i Kristy. \v 4 Ary magnala voninahitra ny lohany reo leila ze mivavaka na mamignany ka misaron-do. \ No newline at end of file +\v 1 Magnafaka za, ôtrany anafako an'i Kristy. \v 2 Amizao midera anareo za satria matsiaro an'ana amin'ny ra daôly nareo. Midera anareo za satria mitagna mafy ny fômbafômba araka ze nagnolorako an'jareo teo aminareo nareo. \v 3 Ary teko ho azonareo fa Kristy no lohan'ny leila daôly, fa ny là lohan'ny vavy, ary Andriamanitra no lohan'i Kristy. \v 4 Ary magnala voninahitra ny lohany reo leila ze mivavaka na mamignany ka misaron-do. \ No newline at end of file