auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-25 07:24:40 +08:00 committed by root
parent 89ae881c67
commit d503e0e247
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Raha mamôka feo reo ra-magneno tsy manan'aigna ôtran'ny sodina na lokanga ary tsy mamôka lantom-peo samihafa reo, akôry no hafantaran'ny ôla ze melodia avôkan'ny sodina na ny lokanga? \v 8 Fa raha magnano feo hafahafa ny trompetra, akôry no hafataran'ny ôla rafa fotôgna hiomanana amin'ny ady? \v 9 Ka salan'zany ihaigny kô ny aminareo. Raha tsy mazava ny tegny avôkan'ny vavanareo, akôry no hafantaran'ny ôla ze nolazainareo? Hiteny nareo, ary tsisy hahazo nareo.
\v 7 Raha mamôka feo reo ra-magneno tsy manan'aigna ôtran'ny sodina na lokanga ary tsy mamôka lantom-peo samihafa reo, akôry no hafantaran'ny ôla ze melodia avôkan'ny sodina na ny lokanga? \v 8 Fa raha magnano feo hafahafa ny trompetra, akôry no hafataran'ny ôla rafa fotôgna hiomanana amin'ny ady? \v 9 Ka salan'zany ihaigny kô ny aminareo. Raha tsy mazava ny teny avôkan'ny vavanareo, akôry no hafantaran'ny ôla ze nolazainareo? Hiteny nareo, ary tsisy hahazo nareo.