auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-25 07:24:40 +08:00 committed by root
parent 266aeac877
commit 89ae881c67
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 \v 9 Raha mamôka feo reo ra-magneno tsy manan'aigna ôtran'ny sodina na lokanga ary tsy mamôka lantom-peo samihafa reo, akôry no hafantaran'ny ôla ze melodia avôkan'ny sodina na ny lokanga? Fa raha magnano feo hafahafa ny trompetra, akôry no hafataran'ny ôla rafa fotôgna hiomanana amin'ny ady? Ka salan'zany ihaigny kô ny aminareo. Raha tsy mazava ny tegny avôkan'ny vavanareo, akôry no hafantaran'ny ôla ze nolazainareo? Hiteny nareo, ary tsisy hahazo nareo.
\v 7 Raha mamôka feo reo ra-magneno tsy manan'aigna ôtran'ny sodina na lokanga ary tsy mamôka lantom-peo samihafa reo, akôry no hafantaran'ny ôla ze melodia avôkan'ny sodina na ny lokanga? \v 8 Fa raha magnano feo hafahafa ny trompetra, akôry no hafataran'ny ôla rafa fotôgna hiomanana amin'ny ady? \v 9 Ka salan'zany ihaigny kô ny aminareo. Raha tsy mazava ny tegny avôkan'ny vavanareo, akôry no hafantaran'ny ôla ze nolazainareo? Hiteny nareo, ary tsisy hahazo nareo.