auto save
This commit is contained in:
parent
ffceb4ea2d
commit
d35e7c30e4
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 Salan'zao no tokony handraisan'ny ôla antsika, ôtran'ny mpanompon'i Kristy ary mpitandrina reo misterin'Andriamanitra.\v 2 Amin'zany fifandraisana zany, de fepetra takiana amin'reo mpitandrina ny maha-mendri-pitokiana an'azy reo.
|
||||
\v 1 Salan'zao no tokony handraisan'ny ôla antsika, ôtran'ny mpanompon'i Kristy ary mpitandrina reo misterin'Andriamanitra. \v 2 Amin'zany fifandraisana zany, de fepetra takiana amin'reo mpitandrina ny maha-mendri-pitokiana an'azy reo.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 18 Za\v 17 ny no nandefasako anareo an'i Timoty, zanaka malalako sady matoky akao amin'ny Tompo. Izy de hampatsiahy anareo reo lalako akao amin'i Kristy, ôtran'ny ampianarako an'azy reo na aiza na aiza sy akao amin'ny fiangonana daôly. Amin'zao de lasa miavona ny sasany aminareo, magnano salan'ny hoe tsy ho avy aigny aminareo za.
|
||||
\v 17 Zany no nandefasako anareo an'i Timoty, zanaka malalako sady matoky akao amin'ny Tompo. Izy de hampatsiahy anareo reo lalako akao amin'i Kristy, ôtran'ny ampianarako an'azy reo na aiza na aiza sy akao amin'ny fiangonana daôly. \v 18 Amin'zao de lasa miavona ny sasany aminareo, magnano salan'ny hoe tsy ho avy aigny aminareo za.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 19 \v 20 \v 21 Fa ho avy tsy ho ela aigny aminareo za, raha sitraky ny Tompo. Ary tsy hahafantatra ny resak'reo ze tegna miavona fotsiny za, fa haita ny herin'jareo. Satria ny fanjakan'Andriamanitra de tsy mifototra amin'ny resaka fa amin'ny hery. Ino no karanareo? Tokony ho avy aigny aminareo miaraka amin'nyy tsorakazo ma za sa miaraka amin'ny fitiavana feno halemem-pagna?
|
||||
\v 19 Fa ho avy tsy ho ela aigny aminareo za, raha sitraky ny Tompo. Ary tsy hahafantatra ny resak'reo ze tegna miavona fotsiny za, fa haita ny herin'jareo.\v 20 Satria ny fanjakan'Andriamanitra de tsy mifototra amin'ny resaka fa amin'ny hery. \v 21 Ino no karanareo? Tokony ho avy aigny aminareo miaraka amin'nyy tsorakazo ma za sa miaraka amin'ny fitiavana feno halemem-pagna?
|
Loading…
Reference in New Issue