diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt index ada4fef..7ab99a3 100644 --- a/04/01.txt +++ b/04/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Salan'zao no tokony handraisan'ny ôla antsika, ôtran'ny mpanompon'i Kristy ary mpitandrina reo misterin'Andriamanitra.\v 2 Amin'zany fifandraisana zany, de fepetra takiana amin'reo mpitandrina ny maha-mendri-pitokiana an'azy reo. \ No newline at end of file +\v 1 Salan'zao no tokony handraisan'ny ôla antsika, ôtran'ny mpanompon'i Kristy ary mpitandrina reo misterin'Andriamanitra. \v 2 Amin'zany fifandraisana zany, de fepetra takiana amin'reo mpitandrina ny maha-mendri-pitokiana an'azy reo. \ No newline at end of file diff --git a/04/17.txt b/04/17.txt index 787aed3..54081f2 100644 --- a/04/17.txt +++ b/04/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 Za\v 17 ny no nandefasako anareo an'i Timoty, zanaka malalako sady matoky akao amin'ny Tompo. Izy de hampatsiahy anareo reo lalako akao amin'i Kristy, ôtran'ny ampianarako an'azy reo na aiza na aiza sy akao amin'ny fiangonana daôly. Amin'zao de lasa miavona ny sasany aminareo, magnano salan'ny hoe tsy ho avy aigny aminareo za. \ No newline at end of file +\v 17 Zany no nandefasako anareo an'i Timoty, zanaka malalako sady matoky akao amin'ny Tompo. Izy de hampatsiahy anareo reo lalako akao amin'i Kristy, ôtran'ny ampianarako an'azy reo na aiza na aiza sy akao amin'ny fiangonana daôly. \v 18 Amin'zao de lasa miavona ny sasany aminareo, magnano salan'ny hoe tsy ho avy aigny aminareo za. \ No newline at end of file diff --git a/04/19.txt b/04/19.txt index c9a84fe..228a680 100644 --- a/04/19.txt +++ b/04/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 20 \v 21 Fa ho avy tsy ho ela aigny aminareo za, raha sitraky ny Tompo. Ary tsy hahafantatra ny resak'reo ze tegna miavona fotsiny za, fa haita ny herin'jareo. Satria ny fanjakan'Andriamanitra de tsy mifototra amin'ny resaka fa amin'ny hery. Ino no karanareo? Tokony ho avy aigny aminareo miaraka amin'nyy tsorakazo ma za sa miaraka amin'ny fitiavana feno halemem-pagna? \ No newline at end of file +\v 19 Fa ho avy tsy ho ela aigny aminareo za, raha sitraky ny Tompo. Ary tsy hahafantatra ny resak'reo ze tegna miavona fotsiny za, fa haita ny herin'jareo.\v 20 Satria ny fanjakan'Andriamanitra de tsy mifototra amin'ny resaka fa amin'ny hery. \v 21 Ino no karanareo? Tokony ho avy aigny aminareo miaraka amin'nyy tsorakazo ma za sa miaraka amin'ny fitiavana feno halemem-pagna? \ No newline at end of file