auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-19 06:27:19 +08:00 committed by root
parent cb2a6b1daf
commit d31eb48c3e
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mô tsy fantatrareo ma fa ny tsy marina de tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mino ny lainga. Ny fijangajangana, ny fanopôtsampy, ny fakana vadin'ôla sy ny sarim-bavy sy 'reo sôdômita, ny mpangalatra, ny mpierigna, ny mpimamo, ny mpagnaratsy, ny mpagnano an-keriny - tsy raika amin-jareo reo no handova ny fanjakan'Andriamanitra. Fa salan'zany sy ny sasagny aminareo. Fa efa voadiko anareo, vômasina anareo, ary vômaina t
Mô tsy fantatrareo ma fa ny tsy marina de tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mino ny lainga. Ny fijangajangana, ny fanopôtsampy, ny fakana vadin'ôla sy ny sarim-bavy sy 'reo sôdômita, ny mpangalatra, ny mpierigna, ny mpimamo, ny mpagnaratsy, ny mpagnano an-keriny - tsy raika amin-jareo reo no handova ny fanjakan'Andriamanitra. Fa salan'zany sy ny sasagny aminareo. Fa efa voadiko anareo, vômasina anareo, ary vômaina takeo amin'Andriamanitra anareo tamin'ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompo sy tamin'ny Fiangonan'Andriamanitsika.

1
06/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
"Ny ra daôly de ara-