From d31eb48c3e35867be2279dc9c1ae25b97cde2938 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Sun, 19 Jan 2020 06:27:19 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 06/09.txt | 2 +- 06/12.txt | 1 + 2 files changed, 2 insertions(+), 1 deletion(-) create mode 100644 06/12.txt diff --git a/06/09.txt b/06/09.txt index b94e187..42f974f 100644 --- a/06/09.txt +++ b/06/09.txt @@ -1 +1 @@ -Mô tsy fantatrareo ma fa ny tsy marina de tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mino ny lainga. Ny fijangajangana, ny fanopôtsampy, ny fakana vadin'ôla sy ny sarim-bavy sy 'reo sôdômita, ny mpangalatra, ny mpierigna, ny mpimamo, ny mpagnaratsy, ny mpagnano an-keriny - tsy raika amin-jareo reo no handova ny fanjakan'Andriamanitra. Fa salan'zany sy ny sasagny aminareo. Fa efa voadiko anareo, vômasina anareo, ary vômaina t \ No newline at end of file +Mô tsy fantatrareo ma fa ny tsy marina de tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mino ny lainga. Ny fijangajangana, ny fanopôtsampy, ny fakana vadin'ôla sy ny sarim-bavy sy 'reo sôdômita, ny mpangalatra, ny mpierigna, ny mpimamo, ny mpagnaratsy, ny mpagnano an-keriny - tsy raika amin-jareo reo no handova ny fanjakan'Andriamanitra. Fa salan'zany sy ny sasagny aminareo. Fa efa voadiko anareo, vômasina anareo, ary vômaina takeo amin'Andriamanitra anareo tamin'ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompo sy tamin'ny Fiangonan'Andriamanitsika. \ No newline at end of file diff --git a/06/12.txt b/06/12.txt new file mode 100644 index 0000000..9af51a3 --- /dev/null +++ b/06/12.txt @@ -0,0 +1 @@ +"Ny ra daôly de ara- \ No newline at end of file