auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-09 17:47:01 +08:00 committed by root
parent 33b7090f8c
commit d03b6e5b2e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Na iza na iza, non'izany, mignana ny mofo na misotro amin'ny kapokan'ny Tompo amin'ny fomba tsy mendrika, de ho meloka ny amin'ny vatana sy ny ran'ny Tompo.
Na iza na iza, non'izany, mignana ny mofo na misotro amin'ny kapokan'ny Tompo amin'ny fomba tsy mendrika, de ho meloka ny amin'ny vatana sy ny ran'ny Tompo. Oka handinika ny tegnany alo ny ola, ary amin'zany de oka hignana ny mofo ary hisotro amin'ny kapoka izy. Fa izy ze mignana sy misotro ka tsy mafantatra ny vatana, de mignana sy misotro fitsarana ho an'ny tegnany.