diff --git a/11/27.txt b/11/27.txt index a4f25e3..b412b1e 100644 --- a/11/27.txt +++ b/11/27.txt @@ -1 +1 @@ -Na iza na iza, non'izany, mignana ny mofo na misotro amin'ny kapokan'ny Tompo amin'ny fomba tsy mendrika, de ho meloka ny amin'ny vatana sy ny ran'ny Tompo. \ No newline at end of file +Na iza na iza, non'izany, mignana ny mofo na misotro amin'ny kapokan'ny Tompo amin'ny fomba tsy mendrika, de ho meloka ny amin'ny vatana sy ny ran'ny Tompo. Oka handinika ny tegnany alo ny ola, ary amin'zany de oka hignana ny mofo ary hisotro amin'ny kapoka izy. Fa izy ze mignana sy misotro ka tsy mafantatra ny vatana, de mignana sy misotro fitsarana ho an'ny tegnany. \ No newline at end of file