auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-02 20:43:24 +03:00 committed by root
parent c0b897ca73
commit c71782acf2
4 changed files with 4 additions and 0 deletions

1
05/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa na de tsy akeo ara-batana aza za nefa de akeo ara-panahy, de efa nitsara sahady le raika ze nagnano an'zany, salan'ny hoe takeo za. \v 4 Rafa miara-mivory amin'ny agnaran'i Jesosy Tompotsika anareo, ary ny fanahiko de akao amin'ny herin'i Jesosy Tompotsika, de efa nitsara io ôla io sahady za. \v 5 Nataoko zany mbô hagnomezako zany leila zany ho an'i Satana, ho fanilbana ny nofo, mbô ho vôvonjy ny fanahiny amin'ny andron'ny Tompo.

1
05/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Tsy tsara ny fireareanareo! Tsy fantatrareo ma fa ny masirasira kely de magnova ny mofo manontolo? \v 7 Diovy ny tegnanareo amin'ny masirasira talô mbô ho tonga mofo vaovao anareo, ka mbô ho tonga mofo tsisy masirasira anareo. Fa kristy, le Zanak'ondrintsika tamin'ny Paka, de natao sorona. \v 8 Noho zany de ôka tsikana hankalaza ny firavoravôna, tsy amin'ny masirasira talô, le masirasiran'ny fitondran-tegna ratsy sy faratsena. Fa kosa, ôka tsikana hankalaza amin'ny mofo tsisy masirasiran'ny fadiovam-po sy fahamarinana.

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Za de nanoratra ho an'nareo takao amin'ny taratasiko mbô tsy hiaranareo miasa am'reo ôla mpijangajanga. \v 10 Kanefa ny teko ambara de tsy ny ôla mpijangajanga daôly aketo am'zao tontolo zao, na reo tsy mahonon-tegna, na reo mpisoloky, na reo mpanompo sampy, satria mbô hialana amin-jareo de mila miala am'zao tontolo zao anareo.

1
05/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Nefa am'zao fotôna zao za manoratra ho an'nareo mbô tsy hiara-hiasa miaraka amin'iza n'iza ze antsovina hoe rahala nefa miaigna akao agnatin'ny fijangajangana, na ze tsy mahonon-tegna, na mpanompo sampy, na mpiteny ratsy, na mpimamo, na mpisoloky. Aza minan-kanina miaraka amin'ôla ôtran'zany mitsy. \v 12 Fa ino no idirako amin'ny fitsarana reo ze aigny ivelan'ny fiangonana? Mifanohitra am'zany, anareo ma tsy tokony hitsara reo ze akao agnatin'ny fiangonna? \v 13 Fa Andrimanitra de mitsara reo ze aigny ivelany. "Esory akeo aminareo ny olon-dratsy."