From c71782acf28b0112016936e45f83d8062a12058c Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Tue, 2 Jun 2020 20:43:24 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 05/03.txt | 1 + 05/06.txt | 1 + 05/09.txt | 1 + 05/11.txt | 1 + 4 files changed, 4 insertions(+) create mode 100644 05/03.txt create mode 100644 05/06.txt create mode 100644 05/09.txt create mode 100644 05/11.txt diff --git a/05/03.txt b/05/03.txt new file mode 100644 index 0000000..91a59ef --- /dev/null +++ b/05/03.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 3 Fa na de tsy akeo ara-batana aza za nefa de akeo ara-panahy, de efa nitsara sahady le raika ze nagnano an'zany, salan'ny hoe takeo za. \v 4 Rafa miara-mivory amin'ny agnaran'i Jesosy Tompotsika anareo, ary ny fanahiko de akao amin'ny herin'i Jesosy Tompotsika, de efa nitsara io ôla io sahady za. \v 5 Nataoko zany mbô hagnomezako zany leila zany ho an'i Satana, ho fanilbana ny nofo, mbô ho vôvonjy ny fanahiny amin'ny andron'ny Tompo. \ No newline at end of file diff --git a/05/06.txt b/05/06.txt new file mode 100644 index 0000000..4af65d9 --- /dev/null +++ b/05/06.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 6 Tsy tsara ny fireareanareo! Tsy fantatrareo ma fa ny masirasira kely de magnova ny mofo manontolo? \v 7 Diovy ny tegnanareo amin'ny masirasira talô mbô ho tonga mofo vaovao anareo, ka mbô ho tonga mofo tsisy masirasira anareo. Fa kristy, le Zanak'ondrintsika tamin'ny Paka, de natao sorona. \v 8 Noho zany de ôka tsikana hankalaza ny firavoravôna, tsy amin'ny masirasira talô, le masirasiran'ny fitondran-tegna ratsy sy faratsena. Fa kosa, ôka tsikana hankalaza amin'ny mofo tsisy masirasiran'ny fadiovam-po sy fahamarinana. \ No newline at end of file diff --git a/05/09.txt b/05/09.txt new file mode 100644 index 0000000..fc4580b --- /dev/null +++ b/05/09.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 9 Za de nanoratra ho an'nareo takao amin'ny taratasiko mbô tsy hiaranareo miasa am'reo ôla mpijangajanga. \v 10 Kanefa ny teko ambara de tsy ny ôla mpijangajanga daôly aketo am'zao tontolo zao, na reo tsy mahonon-tegna, na reo mpisoloky, na reo mpanompo sampy, satria mbô hialana amin-jareo de mila miala am'zao tontolo zao anareo. \ No newline at end of file diff --git a/05/11.txt b/05/11.txt new file mode 100644 index 0000000..164a5dd --- /dev/null +++ b/05/11.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 11 Nefa am'zao fotôna zao za manoratra ho an'nareo mbô tsy hiara-hiasa miaraka amin'iza n'iza ze antsovina hoe rahala nefa miaigna akao agnatin'ny fijangajangana, na ze tsy mahonon-tegna, na mpanompo sampy, na mpiteny ratsy, na mpimamo, na mpisoloky. Aza minan-kanina miaraka amin'ôla ôtran'zany mitsy. \v 12 Fa ino no idirako amin'ny fitsarana reo ze aigny ivelan'ny fiangonana? Mifanohitra am'zany, anareo ma tsy tokony hitsara reo ze akao agnatin'ny fiangonna? \v 13 Fa Andrimanitra de mitsara reo ze aigny ivelany. "Esory akeo aminareo ny olon-dratsy." \ No newline at end of file