auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-11 09:33:56 +08:00 committed by root
parent 3595cb2eee
commit b533bf765f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 1 Teko ho fantatrareo, ry rahalà, fa ireo raintsika de tao ambanin'ny rôndro avokoa ary namakivaky ny ranomasina. \v 2 Ny daôly de natao batisa ho amin'i Mosesy takao amin'ny rôndro sy tao amin'ny ranomaisina, \v 3 ary ny daôly samy nihinana ahanim-pagnahy mitovy. Ny daôly de nisotro ranom-pagnahy mitovy. Fa zareo de nisotro tamin'ny vatolampim-pangnahy ze nagnaraka an'azy reo, de Kristy zany vatolampiy zany.
\v 1 Teko ho fantatrareo, ry rahalà, fa ireo raintsika de tao ambanin'ny rôndro avokoa ary namakivaky ny ranomasina. \v 2 Ny daôly de natao batisa ho amin'i Mosesy takao amin'ny rôndro sy tao amin'ny ranomaisina, \v 3 ary ny daôly samy nihinana ahanim-pagnahy mitovy. Ny daôly de nisotro ranom-pagnahy mitovy. \v 4 Fa zareo de nisotro tamin'ny vatolampim-pangnahy ze nagnaraka an'azy reo, de Kristy zany vatolampiy zany.