auto save
This commit is contained in:
parent
62ce6d1d48
commit
b3efa68277
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Na de atao hoe mitare amin'ny fitaren'reo olona sy reo anjely aza za. Fa ra tsy magnana fitiavana, de tônga vy maneno na kipantsona mikarantsam-peo za. Na de atao aza hoe magnana fagnomezan'ny faminanina ary malala reo misitery sy falalana retraretra aza za, ary manana ny finôna daôly afahana mamindra reo tanety. Fa ra tsy manam-pitiavana;de tdinontsinona za. Na de atao hoe manome ze retraretra ananako hamahanana ny mahantra aza za, ary magnolotra ny tegnako, de tsy mahazo na ino na ino za. [Fagnarihana: Ny ULB sy ny UBD de samy manana dikan-teny betsaka, mivaky ôtran'zao hoe: "Ameko mba hodorana ny tegnako." Ny dikan-teny sasany kosa de mivaky hoe: "Ameko ny tgegnako mba ho dorana."
|
||||
Na de atao hoe mitare amin'ny fitaren'reo olona sy reo anjely aza za. Fa ra tsy magnana fitiavana, de tônga vy maneno na kipantsona mikarantsam-peo za. Na de atao aza hoe magnana fagnomezan'ny faminanina ary malala reo misitery sy falalana retraretra aza za, ary manana ny finôna daôly afahana mamindra reo tanety. Fa ra tsy manam-pitiavana;de tdinontsinona za. Na de atao hoe manome ze retraretra ananako hamahanana ny mahantra aza za, ary magnolotra ny tegnako, de tsy mahazo na ino na ino za. [Fagnarihana: Ny ULB sy ny UBD de samy manana dikan-teny betsaka, mivaky ôtran'zao hoe: "Ameko mba hodorana ny tegnako." Ny dikan-teny sasany kosa de mivaky hoe: "Ameko ny tgegnako mba ho dorana."]
|
Loading…
Reference in New Issue