diff --git a/13/01.txt b/13/01.txt index fad195d..e7f91e2 100644 --- a/13/01.txt +++ b/13/01.txt @@ -1 +1 @@ -Na de atao hoe mitare amin'ny fitaren'reo olona sy reo anjely aza za. Fa ra tsy magnana fitiavana, de tônga vy maneno na kipantsona mikarantsam-peo za. Na de atao aza hoe magnana fagnomezan'ny faminanina ary malala reo misitery sy falalana retraretra aza za, ary manana ny finôna daôly afahana mamindra reo tanety. Fa ra tsy manam-pitiavana;de tdinontsinona za. Na de atao hoe manome ze retraretra ananako hamahanana ny mahantra aza za, ary magnolotra ny tegnako, de tsy mahazo na ino na ino za. [Fagnarihana: Ny ULB sy ny UBD de samy manana dikan-teny betsaka, mivaky ôtran'zao hoe: "Ameko mba hodorana ny tegnako." Ny dikan-teny sasany kosa de mivaky hoe: "Ameko ny tgegnako mba ho dorana." \ No newline at end of file +Na de atao hoe mitare amin'ny fitaren'reo olona sy reo anjely aza za. Fa ra tsy magnana fitiavana, de tônga vy maneno na kipantsona mikarantsam-peo za. Na de atao aza hoe magnana fagnomezan'ny faminanina ary malala reo misitery sy falalana retraretra aza za, ary manana ny finôna daôly afahana mamindra reo tanety. Fa ra tsy manam-pitiavana;de tdinontsinona za. Na de atao hoe manome ze retraretra ananako hamahanana ny mahantra aza za, ary magnolotra ny tegnako, de tsy mahazo na ino na ino za. [Fagnarihana: Ny ULB sy ny UBD de samy manana dikan-teny betsaka, mivaky ôtran'zao hoe: "Ameko mba hodorana ny tegnako." Ny dikan-teny sasany kosa de mivaky hoe: "Ameko ny tgegnako mba ho dorana."] \ No newline at end of file diff --git a/13/04.txt b/13/04.txt new file mode 100644 index 0000000..6f2fd65 --- /dev/null +++ b/13/04.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ny fitiavana de mahari-po sady tsara fanahy. Ny fitavana de tsy mitsirir \ No newline at end of file