auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-09 06:44:40 +08:00 committed by root
parent 2eb8f0122b
commit a47548c0b4
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 36 \v 37 \v 38 Nefa raha misy ôla raika mievitra fa tsy mitondra ny fofom-badiny am-pagnajana raha miôtra ny taonan'ny fagnambadegna le vevavy ary tsy maintsy ôtran'zany de toko ny hanao ze teigny izy. Tsy manota izy. Tokony hividy jareo. Nefa raha nikasa tsara tao am-pony izy, raha toa ka tsy ambany faneriteregna fa afaka mifehy ny sitrapony magnôkana, ary raha nanapa-kevitra tao am-pony izy ny hagnano zany, mba hitazomana ny fofombadiny ho virijiny, de tsara ny ataôny. Koa ze manambady ny fofombadiny de magnano ny tsara, ary ze misafidy ny tsy hanambady de hagnano ny tsaraa
\v 36 \v 37 \v 38 Nefa raha misy ôla raika mievitra fa tsy mitondra ny fofom-badiny am-pagnajana raha miôtra ny taonan'ny fagnambadegna le vevavy ary tsy maintsy ôtran'zany de toko ny hanao ze teigny izy. Tsy manota izy. Tokony hividy jareo. Nefa raha nikasa tsara tao am-pony izy, raha toa ka tsy ambany faneriteregna fa afaka mifehy ny sitrapony magnôkana, ary raha nanapa-kevitra tao am-pony izy ny hagnano zany, mba hitazomana ny fofombadiny ho virijiny, de tsara ny ataôny. Koa ze manambady ny fofombadiny de magnano ny tsara, ary ze misafidy ny tsy hanambady de hagnano ny tsaratsara kokô aza.

1
07/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ny vevavy de vôfatotra ny vadiny raha mbôla velona ralehilà. Fa raha maty ny vadiny