auto save
This commit is contained in:
parent
75a646fc94
commit
2eb8f0122b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 36 \v 37 \v 38 Nefa raha misy ôla raika mievitra fa tsy mitondra ny fofom-badiny am-pagnajana raha miôtra ny taonan'ny fagnambadegna le vevavy ary tsy maintsy ôtran'zany de toko ny hanao ze teigny izy. Tsy manota izy. Tokony hividy jareo. Nefa raha nikasa tsara tao am-pony izy, raha toa ka tsy ambany faneriteregna fa afaka mifehy ny sitrapony magnôkana, ary raha
|
||||
\v 36 \v 37 \v 38 Nefa raha misy ôla raika mievitra fa tsy mitondra ny fofom-badiny am-pagnajana raha miôtra ny taonan'ny fagnambadegna le vevavy ary tsy maintsy ôtran'zany de toko ny hanao ze teigny izy. Tsy manota izy. Tokony hividy jareo. Nefa raha nikasa tsara tao am-pony izy, raha toa ka tsy ambany faneriteregna fa afaka mifehy ny sitrapony magnôkana, ary raha nanapa-kevitra tao am-pony izy ny hagnano zany, mba hitazomana ny fofombadiny ho virijiny, de tsara ny ataôny. Koa ze manambady ny fofombadiny de magnano ny tsara, ary ze misafidy ny tsy hanambady de hagnano ny tsaraa
|
Loading…
Reference in New Issue