auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-20 19:18:26 +08:00 committed by root
parent 61d7923bdc
commit 9ccb0b608e
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Andriamanitra de efa nanangana ny Tompo sady hanangana antsika kô amin'ny heriny. Moa tsy hainareo ma fa ny tegnanareo de rantsambatan'i Kristy? Ka oentiko ma zany reo ratsam-batan'i Kristy ary ampiraika an-jareo amin'ny mpivaro-tegna? Mbô tsy hisy ane zany!
\v 14 \v 15 Andriamanitra de efa nanangana ny Tompo sady hanangana antsika kô amin'ny heriny. Moa tsy hainareo ma fa ny tegnanareo de rantsambatan'i Kristy? Ka oentiko ma zany reo ratsam-batan'i Kristy ary ampiraika an-jareo amin'ny mpivaro-tegna? Mbô tsy hisy ane zany!

View File

@ -1 +1 @@
Môa tsy fantatrareo ma fa ze miray aminn'y mpivaro-tegna de lasana nofo raika amin'azy? Araka ny vôlazan'ny Soratra Masina hoe: "Ho nofo raika iany izy rôy." Fa ze miaraka amin'ny Tompo de lasana fagnahy raika amin'Azy.
\v 16 \v 17 Môa tsy fantatrareo ma fa ze miray aminn'y mpivaro-tegna de lasana nofo raika amin'azy? Araka ny vôlazan'ny Soratra Masina hoe: "Ho nofo raika iany izy rôy." Fa ze miaraka amin'ny Tompo de lasana fagnahy raika amin'Azy.

View File

@ -1 +1 @@
Alaviro ny fijangajangana! Ny fahotana daôly hafa ze ataon'ny ôla de ivelan'ny tegna, fa ny ôla mpijangajanga de manota ho an'ny tegnany fôgna.
\v 18 Alaviro ny fijangajangana! Ny fahotana daôly hafa ze ataon'ny ôla de ivelan'ny tegna, fa ny ôla mpijangajanga de manota ho an'ny tegnany fôgna.

View File

@ -1 +1 @@
Moa tsy hainareo ma fa ny vatagnareo de tempolin'ny Fagnahy Masina, ze mipetraka akao agnatinareo, ze azonareo avy amin'Andriamanitra? Moa tsy hainareo ma fa tsy an'nareo ny tegnanareo? Fa ôlom-bôvidy anareo. Kô de mankalazà an'Andriamanitra amin'ny tegnanareo. [Fanamarihana: Ny antontan-taratasy talô de mivaky salan'zao hoe: "Noho zany mankalazà an'Andriamanitra." Fa ny antontan-taratasy tsara indrindra tsy managna zany fampianarana zany.]
\v 19 \v 20 Moa tsy hainareo ma fa ny vatagnareo de tempolin'ny Fagnahy Masina, ze mipetraka akao agnatinareo, ze azonareo avy amin'Andriamanitra? Moa tsy hainareo ma fa tsy an'nareo ny tegnanareo? Fa ôlom-bôvidy anareo. Kô de mankalazà an'Andriamanitra amin'ny tegnanareo. [Fanamarihana: Ny antontan-taratasy talô de mivaky salan'zao hoe: "Noho zany mankalazà an'Andriamanitra." Fa ny antontan-taratasy tsara indrindra tsy managna zany fampianarana zany.]