auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-20 19:33:32 +08:00 committed by root
parent 975421eff2
commit 61d7923bdc
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Mô tsy fantatrareo ma fa ny tsy marina de tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mino ny lainga. Ny fijangajangana, ny fanopôtsampy, ny fakana vadin'ôla sy ny sarim-bavy sy 'reo sôdômita, ny mpangalatra, ny mpierigna, ny mpimamo, ny mpagnaratsy, ny mpagnano an-keriny - tsy raika amin-jareo reo no handova ny fanjakan'Andriamanitra. Fa salan'zany sy ny sasagny aminareo. Fa efa voadiko anareo, vômasina anareo, ary vômaina takeo amin'Andriamanitra anareo tamin'ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompo sy tamin'ny Fiangonan'Andriamanitsika.
\v 9 \v 11 Mô tsy fantatrareo ma fa ny tsy marina de tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mino ny lainga. Ny fijangajangana, ny fanopôtsampy, ny fakana vadin'ôla sy ny sarim-bavy sy 'reo sôdômita,\v 10 ny mpangalatra, ny mpierigna, ny mpimamo, ny mpagnaratsy, ny mpagnano an-keriny - tsy raika amin-jareo reo no handova ny fanjakan'Andriamanitra. Fa salan'zany sy ny sasagny aminareo. Fa efa voadiko anareo, vômasina anareo, ary vômaina takeo amin'Andriamanitra anareo tamin'ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompo sy tamin'ny Fiangonan'Andriamanitsika.