auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-25 13:59:23 +08:00 committed by root
parent 28a9df6d62
commit 940da07879
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 Nga ma tsy fantatrareo fa amin'ny fiazakazana raika ny mpiazakazaka daôly de magnano ny fiazakazana, nefa raika iany no mahazo ny loka? Ka miazakaza mba hahazo ny loka. \v 25 Ny atileta raika de mampiatra ny fifehezan-tegna amin'ny fagnazaran-tegna daôly. Magnano an-zany zareo mba handray satro-boninahitra ze mety maratra, kanefa kosa tsika miazakazaka mba azahôntsika satro-boninaitra tsy mety maratra. \v 26 Ka no zany de tsy miazakazaka amin'ny tsisy antony zà na mamely tombokondry amin'ny rivotra. \v 27 \v27Fa feheziko ny tegnako ary ataoko andevo, mba tsy ho lavina ny tegnako, rafa avy nitory tamin'ny hafa zà.
\v 24 Nga ma tsy fantatrareo fa amin'ny fiazakazana raika ny mpiazakazaka daôly de magnano ny fiazakazana, nefa raika iany no mahazo ny loka? Ka miazakaza mba hahazo ny loka. \v 25 Ny atileta raika de mampiatra ny fifehezan-tegna amin'ny fagnazaran-tegna daôly. Magnano an-zany zareo mba handray satro-boninahitra ze mety maratra, kanefa kosa tsika miazakazaka mba azahôntsika satro-boninaitra tsy mety maratra. \v 26 Ka no zany de tsy miazakazaka amin'ny tsisy antony zà na mamely tombokondry amin'ny rivotra. \v 27 Fa feheziko ny tegnako ary ataoko andevo, mba tsy ho lavina ny tegnako, rafa avy nitory tamin'ny hafa zà.