diff --git a/09/24.txt b/09/24.txt index 0fdd99d..e8fe931 100644 --- a/09/24.txt +++ b/09/24.txt @@ -1 +1 @@ -\v 24 Nga ma tsy fantatrareo fa amin'ny fiazakazana raika ny mpiazakazaka daôly de magnano ny fiazakazana, nefa raika iany no mahazo ny loka? Ka miazakaza mba hahazo ny loka. \v 25 Ny atileta raika de mampiatra ny fifehezan-tegna amin'ny fagnazaran-tegna daôly. Magnano an-zany zareo mba handray satro-boninahitra ze mety maratra, kanefa kosa tsika miazakazaka mba azahôntsika satro-boninaitra tsy mety maratra. \v 26 Ka no zany de tsy miazakazaka amin'ny tsisy antony zà na mamely tombokondry amin'ny rivotra. \v 27 \v27Fa feheziko ny tegnako ary ataoko andevo, mba tsy ho lavina ny tegnako, rafa avy nitory tamin'ny hafa zà. \ No newline at end of file +\v 24 Nga ma tsy fantatrareo fa amin'ny fiazakazana raika ny mpiazakazaka daôly de magnano ny fiazakazana, nefa raika iany no mahazo ny loka? Ka miazakaza mba hahazo ny loka. \v 25 Ny atileta raika de mampiatra ny fifehezan-tegna amin'ny fagnazaran-tegna daôly. Magnano an-zany zareo mba handray satro-boninahitra ze mety maratra, kanefa kosa tsika miazakazaka mba azahôntsika satro-boninaitra tsy mety maratra. \v 26 Ka no zany de tsy miazakazaka amin'ny tsisy antony zà na mamely tombokondry amin'ny rivotra. \v 27 Fa feheziko ny tegnako ary ataoko andevo, mba tsy ho lavina ny tegnako, rafa avy nitory tamin'ny hafa zà. \ No newline at end of file