auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 08:15:19 +08:00 committed by root
parent 65b07b8b0f
commit 8a70ce76e4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v14Noho zany, ry malalako, milefasa lavitry ny fanompôn-tsampy.\v15 Mitare aminareo salan'ny ôla manan-tsaigna zà, mba hafahanareo mitsara ze koragnako. \v 16 Ny kapôky ny fisaorana ze isaorantsika, zany ma tsy fiombognana amin'ny ran'i Kristy? Ny mofo ze vakintsika, moa ve zany tsy fiombognana amin'ny vatan'i Kristy?\v 17 Satria raika iany ny mofo, tisika ze betsaka de vatagna raika. Tsika daôly de mandray amin'ny mofo raika iany.
\v14Noho zany, ry malalako, milefasa lavitry ny fanompôn-tsampy.\v15 Mitare aminareo salan'ny ôla manan-tsaigna zà, mba hafahanareo mitsara ze koragnako. \v 16 Ny kapôky ny fisaorana ze isaorantsika, nga ma zany tsy fikambanana amin'ny ran'i Kristy? Ny mofo ze vakintsika, moa ve zany tsy fiombognana amin'ny vatan'i Kristy?\v 17 Satria raika iany ny mofo, tisika ze betsaka de vatagna raika. Tsika daôly de mandray amin'ny mofo raika iany.