From 8a70ce76e429db62d799afedf5cb59ddeda9043e Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Wed, 18 Dec 2019 08:15:19 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 10/14.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/10/14.txt b/10/14.txt index cf7013b..7288cf8 100644 --- a/10/14.txt +++ b/10/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v14Noho zany, ry malalako, milefasa lavitry ny fanompôn-tsampy.\v15 Mitare aminareo salan'ny ôla manan-tsaigna zà, mba hafahanareo mitsara ze koragnako. \v 16 Ny kapôky ny fisaorana ze isaorantsika, zany ma tsy fiombognana amin'ny ran'i Kristy? Ny mofo ze vakintsika, moa ve zany tsy fiombognana amin'ny vatan'i Kristy?\v 17 Satria raika iany ny mofo, tisika ze betsaka de vatagna raika. Tsika daôly de mandray amin'ny mofo raika iany. \ No newline at end of file +\v14Noho zany, ry malalako, milefasa lavitry ny fanompôn-tsampy.\v15 Mitare aminareo salan'ny ôla manan-tsaigna zà, mba hafahanareo mitsara ze koragnako. \v 16 Ny kapôky ny fisaorana ze isaorantsika, nga ma zany tsy fikambanana amin'ny ran'i Kristy? Ny mofo ze vakintsika, moa ve zany tsy fiombognana amin'ny vatan'i Kristy?\v 17 Satria raika iany ny mofo, tisika ze betsaka de vatagna raika. Tsika daôly de mandray amin'ny mofo raika iany. \ No newline at end of file