auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-27 20:23:00 +03:00 committed by root
parent 868e0fe9b5
commit 79d7f73b9d
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra no naha ôtran'zao anà, ary tsy fôgna ny fahasoavany akato amina. Fa kosa, miasa mafy kokoa noho izy daôly za. Nefa tsy za zany, fa ny fahasoavan'Andriamanitra ze miaraka amina. Noho zany na za zany na zareo, araka ny nitorianay de araka zany noninoanareo.
\v 10 \v 11 Fa nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra no naha ôtran'zao anà, ary tsy fôgna ny fahasoavany akato amina. Fa kosa, miasa mafy kokoa noho izy daôly za. Nefa tsy za zany, fa ny fahasoavan'Andriamanitra ze miaraka amina. Noho zany na za zany na zareo, araka ny nitorianay de araka zany noninoanareo.

View File

@ -1 +1 @@
Am'zao fotôna zao raha lazaina fa i Kristy de natsangana tamin'ny maty, manakôry no mety ahafan'ny sasany aminareo milaza fa tsisy ny fitsanganana amin'ny maty? Nefa raha tsisy ny fitsanganana amin'ny maty, de tsy natsangana mitsy Kristy; ary raha tsy natsangana Kristy, de fôgna ny fitorianay, ary fôgna iany kô ny finoanareo.
\v 12 \v 13 \v 14 Am'zao fotôna zao raha lazaina fa i Kristy de natsangana tamin'ny maty, manakôry no mety ahafan'ny sasany aminareo milaza fa tsisy ny fitsanganana amin'ny maty? Nefa raha tsisy ny fitsanganana amin'ny maty, de tsy natsangana mitsy Kristy; ary raha tsy natsangana Kristy, de fôgna ny fitorianay, ary fôgna iany kô ny finoanareo.

1
15/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa salan'ny nafatesan'ny daôly takao amin'i Adama, de ho vilomina akao amin'i Kristy iany kô ny daôly. Kanefa samy akao amin'ny filaharany manokana ny tsiraikaraika: Kristy, le vôlôm-bokatra, ary avy akeo reo ze an'i Kristy de hatao velona amin'ny feviny