auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-26 21:01:37 +03:00 committed by root
parent 994db069b7
commit 868e0fe9b5
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Miembena, mipitraha tsara amin'ny finoana, miasà ôtran'ny leila, mahereza. Ôka ho atao am-pitiavana ze ataonareo daôly.
\v 13 \v 14 Miembena, mipitraha tsara amin'ny finoana, miasà ôtran'ny leila, mahereza. Ôka ho atao am-pitiavana ze ataonareo daôly.

View File

@ -1 +1 @@
Hainareo ny tokatranon'i Stefanasy, fa zareo no niova fo vôlôny tao Asaia, ary zareo nametraka ny tenan-jareo ho amin'ny fagnompôna ny mpino. Ary mamporisika an'nareo za, ry rahala, mbô hagneiky ny ôla salan'zany sy amin'ny ôla daoly ze magnampy amin'ny asa sy miasa miaraka aminay.
\v 15 \v 16 Hainareo ny tokatranon'i Stefanasy, fa zareo no niova fo vôlôny tao Asaia, ary zareo nametraka ny tenan-jareo ho amin'ny fagnompôna ny mpino. Ary mamporisika an'nareo za, ry rahala, mbô hagneiky ny ôla salan'zany sy amin'ny ôla daoly ze magnampy amin'ny asa sy miasa miaraka aminay.

View File

@ -1 +1 @@
Mifalia amin'ny fatongavan'i Stefanasy, Fortinatasy, ary Akaiosy za. Nameno ny tsy naha-teo an'nareo zareo. Fa namelombelona ny fanahiko sy ny an'nareo zareo. Ka noho zany, fantaro ny ôla salan'zany.
\v 17 \v 18 Mifalia amin'ny fatongavan'i Stefanasy, Fortinatasy, ary Akaiosy za. Nameno ny tsy naha-teo an'nareo zareo. Fa namelombelona ny fanahiko sy ny an'nareo zareo. Ka noho zany, fantaro ny ôla salan'zany.

View File

@ -1 +1 @@
Reo fiangonan'i Asia de magnano veloma an'nareo. Akila sy Pritsila de magnano veloma an'nareo akao amin'ny Tompo, miaraka amin'ny fiangonana ze akao amin'ny fonenan-jareo. Ny rahala daôly magnano veloma an'nareo. Mifaganova veloma amin'ny oroka masina.
\v 19 \v 20 Reo fiangonan'i Asia de magnano veloma an'nareo. Akila sy Pritsila de magnano veloma an'nareo akao amin'ny Tompo, miaraka amin'ny fiangonana ze akao amin'ny fonenan-jareo. Ny rahala daôly magnano veloma an'nareo. Mifaganova veloma amin'ny oroka masina.

View File

@ -1 +1 @@
Za, Paoly, manoratra ty amin'ny tagnako. Raha misy ôla tsy te ny Tompo, enga ane mbô ho vôhozogna izy. Ho tonga, ny Tompotsika! Ho aminareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Tompo. Ho aminareo daôly ny fitiavao akao amin'i Jesosy Kristy. [Fanamarihana: Ny dikan-teny talô de magnampy hoe: "Amena." Fa ny vaovao hafa, akao agnatin'zany ny ULB sy ny UDB, de manala an'zany.]
\v 21 \v 22 \v 23 \v 24 Za, Paoly, manoratra ty amin'ny tagnako. Raha misy ôla tsy te ny Tompo, enga ane mbô ho vôhozogna izy. Ho tonga, ny Tompotsika! Ho aminareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Tompo. Ho aminareo daôly ny fitiavao akao amin'i Jesosy Kristy. [Fanamarihana: Ny dikan-teny talô de magnampy hoe: "Amena." Fa ny vaovao hafa, akao agnatin'zany ny ULB sy ny UDB, de manala an'zany.]