auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-24 13:12:27 +08:00 committed by root
parent 5867a4068b
commit 797bdc0bea
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa ny tsiraikaraika de afaka mifandimby mamignany mba hafahan'ny tsiraikaraika mianatra ary mba hahery ny daôly. Fa ny fagnan'reo mpamignany de akeo amban'ny fagnaraha-mason'reo mpamignany. Fa Andriamanitra de tsy Andriamanitra ny fikorontanana, fa ny fiadanana. Zany no fitsipika ho an'reo fengonan'reo mpino daôly.
\v 31 \v 32 \v 33 Fa ny tsiraikaraika de afaka mifandimby mamignany mba hafahan'ny tsiraikaraika mianatra ary mba hahery ny daôly. Fa ny fagnan'reo mpamignany de akeo amban'ny fagnaraha-mason'reo mpamignany. Fa Andriamanitra de tsy Andriamanitra ny fikorontanana, fa ny fiadanana. Zany no fitsipika ho an'reo fengonan'reo mpino daôly.

View File

@ -1 +1 @@
Ny vevavy de tokony hotazogna fanginana akao am-pengonana. Satria tsy mahazo alalana hiteny zareo. Fa kosa, tokony hagnaiky zareo, salan'ny ambaran'ny lalàna. Raha misy irian'jareo hianarana, avelao hanontany ny vadiny aigny an-trano izy reo. Fa mamenatra ho an'ny vevavy ny miteny akao
\v 34 \v 35 \v 36 Ny vevavy de tokony hotazogna fanginana akao am-pengonana. Satria tsy mahazo alalana hiteny zareo. Fa kosa, tokony hagnaiky zareo, salan'ny ambaran'ny lalàna. Raha misy irian'jareo hianarana, avelao hanontany ny vadiny aigny an-trano izy reo. Fa mamenatra ho an'ny vevavy ny miteny akao