From 797bdc0bea7f8708797b88496605152053720474 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Mon, 24 Feb 2020 13:12:27 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 14/31.txt | 2 +- 14/34.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/14/31.txt b/14/31.txt index 7711f81..76424d2 100644 --- a/14/31.txt +++ b/14/31.txt @@ -1 +1 @@ -Fa ny tsiraikaraika de afaka mifandimby mamignany mba hafahan'ny tsiraikaraika mianatra ary mba hahery ny daôly. Fa ny fagnan'reo mpamignany de akeo amban'ny fagnaraha-mason'reo mpamignany. Fa Andriamanitra de tsy Andriamanitra ny fikorontanana, fa ny fiadanana. Zany no fitsipika ho an'reo fengonan'reo mpino daôly. \ No newline at end of file +\v 31 \v 32 \v 33 Fa ny tsiraikaraika de afaka mifandimby mamignany mba hafahan'ny tsiraikaraika mianatra ary mba hahery ny daôly. Fa ny fagnan'reo mpamignany de akeo amban'ny fagnaraha-mason'reo mpamignany. Fa Andriamanitra de tsy Andriamanitra ny fikorontanana, fa ny fiadanana. Zany no fitsipika ho an'reo fengonan'reo mpino daôly. \ No newline at end of file diff --git a/14/34.txt b/14/34.txt index 0ff31a6..18de67b 100644 --- a/14/34.txt +++ b/14/34.txt @@ -1 +1 @@ -Ny vevavy de tokony hotazogna fanginana akao am-pengonana. Satria tsy mahazo alalana hiteny zareo. Fa kosa, tokony hagnaiky zareo, salan'ny ambaran'ny lalàna. Raha misy irian'jareo hianarana, avelao hanontany ny vadiny aigny an-trano izy reo. Fa mamenatra ho an'ny vevavy ny miteny akao \ No newline at end of file +\v 34 \v 35 \v 36 Ny vevavy de tokony hotazogna fanginana akao am-pengonana. Satria tsy mahazo alalana hiteny zareo. Fa kosa, tokony hagnaiky zareo, salan'ny ambaran'ny lalàna. Raha misy irian'jareo hianarana, avelao hanontany ny vadiny aigny an-trano izy reo. Fa mamenatra ho an'ny vevavy ny miteny akao \ No newline at end of file