auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-11 09:35:14 +08:00 committed by root
parent b533bf765f
commit 66bec5abab
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 \v 11 Ary reny ra reny no nitranga tamin-jareo mba ho ohatra ho antsika. Nosoratana mba ho fampianarana antsika izy regny_ ho amintsika ze nevian'ny fara-andro.\v12Noho izany ôka ze mieritreritra ny tegnany ho efa mijoro mitandrina tsara mba tsy ho lavo.\v13Tsisy fakam-pagnahy nahazo an'nareo ze tsy ikambanan'ny ôlombela daôly. Fa kosa,Andriamanitra de mahatoky. Tsy mambela alaim-pagnahy mihôtra no ze zakanareo Izy.Miaraka amin'ny fakam-pagnahy de hognome an'nareo ny làlana hilefasana iany kô Izy, mba hahafahanareo miaritra an'zany.
\v 11 Ary reny ra reny no nitranga tamin-jareo mba ho ohatra ho antsika. Nosoratana mba ho fampianarana antsika izy regny_ ho amintsika ze nevian'ny fara-andro. \v 12 Noho izany ôka ze mieritreritra ny tegnany ho efa mijoro mitandrina tsara mba tsy ho lavo. \v 13 Tsisy fakam-pagnahy nahazo an'nareo ze tsy ikambanan'ny ôlombela daôly. Fa kosa,Andriamanitra de mahatoky. Tsy mambela alaim-pagnahy mihôtra no ze zakanareo Izy.Miaraka amin'ny fakam-pagnahy de hognome an'nareo ny làlana hilefasana iany kô Izy, mba hahafahanareo miaritra an'zany.