auto save
This commit is contained in:
parent
b995b34bed
commit
65b07b8b0f
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v14Noho zany, ry malalako, milefasa lavitry ny fanompôn-tsampy.\v15 Mitare aminareo salan'ny ôla manan-tsaigna zà, mba hafahanareo mitsara ze koragnako. \v 16 Ny kapôky ny fisaorana ze isaorantsika, moa ve zany tsy fiombognana amin'ny ran'i Kristy? Ny mofo ze vakintsika, moa ve zany tsy fiombognana amin'ny vatan'i Kristy?\v 17 Satria raika iany ny mofo, tisika ze betsaka de vatagna raika. Tsika daôly de mandray amin'ny mofo raika iany.
|
||||
\v14Noho zany, ry malalako, milefasa lavitry ny fanompôn-tsampy.\v15 Mitare aminareo salan'ny ôla manan-tsaigna zà, mba hafahanareo mitsara ze koragnako. \v 16 Ny kapôky ny fisaorana ze isaorantsika, zany ma tsy fiombognana amin'ny ran'i Kristy? Ny mofo ze vakintsika, moa ve zany tsy fiombognana amin'ny vatan'i Kristy?\v 17 Satria raika iany ny mofo, tisika ze betsaka de vatagna raika. Tsika daôly de mandray amin'ny mofo raika iany.
|
Loading…
Reference in New Issue