auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 09:50:44 +08:00 committed by root
parent 917d0a047c
commit b995b34bed
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v14Noho zany, ry malalako, milefasa lavitry ny fanompôn-tsampy.\v15 Mitare aminareo salan'ny ôla manan-tsaigna zà, mba hafahanareo mitsara ze koragnako. \v 16 Ny kapôky ny fisaorana ze isaorantsika, moa ve zany tsy fiombonana amin'ny ran'i Kristy? Ny mofo ze vakintsika, moa ve zany tsy fiombognana amin'ny vatan'i Kristy?\v 17 Satria raika iany ny mofo, tisika ze betsaka de vatagna raika. Tsika daôly de mandray amin'ny mofo raika iany.
\v14Noho zany, ry malalako, milefasa lavitry ny fanompôn-tsampy.\v15 Mitare aminareo salan'ny ôla manan-tsaigna zà, mba hafahanareo mitsara ze koragnako. \v 16 Ny kapôky ny fisaorana ze isaorantsika, moa ve zany tsy fiombognana amin'ny ran'i Kristy? Ny mofo ze vakintsika, moa ve zany tsy fiombognana amin'ny vatan'i Kristy?\v 17 Satria raika iany ny mofo, tisika ze betsaka de vatagna raika. Tsika daôly de mandray amin'ny mofo raika iany.