auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-20 19:18:26 +08:00 committed by root
parent 82c7058f42
commit 4e5a9fc9ae
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 Rafa misy raika aminareo miady amin'ny raika hafa, sahy hagnantongna fitsarana akeo agnatrehan'ny mpitsara tsy mpino ma izy, fa tsy akeo agnatrehan'reo mpino? Mô tsy fantatrareo ma fa reo mpino no hitsara an'zao tontolo zao? Ra zany, anareo no hitsara an'zao tontolo zao, mô tsy mahavita mandamina raharaha madinika ma anareo? Mô tsy fantatrareo ma fa hitsara anjely tsika? Impiry, ary, tsika no afaka mitsara reo raharaha amin'ty fiaignana ty?
\v 2 \v 3 Rafa misy raika aminareo miady \v 1 amin'ny raika hafa, sahy hagnantongna fitsarana akeo agnatrehan'ny mpitsara tsy mpino ma izy, fa tsy akeo agnatrehan'reo mpino? Mô tsy fantatrareo ma fa reo mpino no hitsara an'zao tontolo zao? Ra zany, anareo no hitsara an'zao tontolo zao, mô tsy mahavita mandamina raharaha madinika ma anareo? Mô tsy fantatrareo ma fa hitsara anjely tsika? Impiry, ary, tsika no afaka mitsara reo raharaha amin'ty fiaignana ty?

View File

@ -1 +1 @@
Ra tô ka mitsara ny ra ze mitranga amin'ny andavan'andronao anao, nagnino anao no mametraka karazana tranga ôtran'zany akeo agnatrehan'reo ze tsinotsino akao amin'ny fiangonana? Hampamegnatra an'nareo no hitaravako an'zany. Mô tsy mbô misy ampy fahendrena na de raika avy aza aketo aminareo handamina ny disadisa akao amin'ny mpirahalà? Fa kosa, misy mpino raika ifagnatrika amin'ny mpino hafa akeo amin'ny fitsarana, ary zany raharaha zany de hapetraka akeo agnatrehan'ny mpitsara ze tsy mpino!
\v 4 \v 5 \v 6 Ra tô ka mitsara ny ra ze mitranga amin'ny andavan'andronao anao, nagnino anao no mametraka karazana tranga ôtran'zany akeo agnatrehan'reo ze tsinotsino akao amin'ny fiangonana? Hampamegnatra an'nareo no hitaravako an'zany. Mô tsy mbô misy ampy fahendrena na de raika avy aza aketo aminareo handamina ny disadisa akao amin'ny mpirahalà? Fa kosa, misy mpino raika ifagnatrika amin'ny mpino hafa akeo amin'ny fitsarana, ary zany raharaha zany de hapetraka akeo agnatrehan'ny mpitsara ze tsy mpino!

View File

@ -1 +1 @@
Ny fisin'ny ady akeo aminareo kristiana daôly de efa faresena ho an'nareo sahady. Fa tsy aleo mijaly amin'ny fahadisoana? Fa tsy aleo avela ho vôfitaka ny tegnanareo? Fa anareo de nandiso sy namitaka 'reo hafa nefa de rahalanareo iany ry zareo!
\v 7 \v 8 Ny fisin'ny ady akeo aminareo kristiana daôly de efa faresena ho an'nareo sahady. Fa tsy aleo mijaly amin'ny fahadisoana? Fa tsy aleo avela ho vôfitaka ny tegnanareo? Fa anareo de nandiso sy namitaka 'reo hafa nefa de rahalanareo iany ry zareo!