From 4e5a9fc9aefc9b1bdb46e4db0a9ce6ec57e44330 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Mon, 20 Jan 2020 19:18:26 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 06/01.txt | 2 +- 06/04.txt | 2 +- 06/07.txt | 2 +- 3 files changed, 3 insertions(+), 3 deletions(-) diff --git a/06/01.txt b/06/01.txt index 607544e..a793671 100644 --- a/06/01.txt +++ b/06/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 Rafa misy raika aminareo miady amin'ny raika hafa, sahy hagnantongna fitsarana akeo agnatrehan'ny mpitsara tsy mpino ma izy, fa tsy akeo agnatrehan'reo mpino? Mô tsy fantatrareo ma fa reo mpino no hitsara an'zao tontolo zao? Ra zany, anareo no hitsara an'zao tontolo zao, mô tsy mahavita mandamina raharaha madinika ma anareo? Mô tsy fantatrareo ma fa hitsara anjely tsika? Impiry, ary, tsika no afaka mitsara reo raharaha amin'ty fiaignana ty? \ No newline at end of file +\v 2 \v 3 Rafa misy raika aminareo miady \v 1 amin'ny raika hafa, sahy hagnantongna fitsarana akeo agnatrehan'ny mpitsara tsy mpino ma izy, fa tsy akeo agnatrehan'reo mpino? Mô tsy fantatrareo ma fa reo mpino no hitsara an'zao tontolo zao? Ra zany, anareo no hitsara an'zao tontolo zao, mô tsy mahavita mandamina raharaha madinika ma anareo? Mô tsy fantatrareo ma fa hitsara anjely tsika? Impiry, ary, tsika no afaka mitsara reo raharaha amin'ty fiaignana ty? \ No newline at end of file diff --git a/06/04.txt b/06/04.txt index ceb5019..ee11a03 100644 --- a/06/04.txt +++ b/06/04.txt @@ -1 +1 @@ -Ra tô ka mitsara ny ra ze mitranga amin'ny andavan'andronao anao, nagnino anao no mametraka karazana tranga ôtran'zany akeo agnatrehan'reo ze tsinotsino akao amin'ny fiangonana? Hampamegnatra an'nareo no hitaravako an'zany. Mô tsy mbô misy ampy fahendrena na de raika avy aza aketo aminareo handamina ny disadisa akao amin'ny mpirahalà? Fa kosa, misy mpino raika ifagnatrika amin'ny mpino hafa akeo amin'ny fitsarana, ary zany raharaha zany de hapetraka akeo agnatrehan'ny mpitsara ze tsy mpino! \ No newline at end of file +\v 4 \v 5 \v 6 Ra tô ka mitsara ny ra ze mitranga amin'ny andavan'andronao anao, nagnino anao no mametraka karazana tranga ôtran'zany akeo agnatrehan'reo ze tsinotsino akao amin'ny fiangonana? Hampamegnatra an'nareo no hitaravako an'zany. Mô tsy mbô misy ampy fahendrena na de raika avy aza aketo aminareo handamina ny disadisa akao amin'ny mpirahalà? Fa kosa, misy mpino raika ifagnatrika amin'ny mpino hafa akeo amin'ny fitsarana, ary zany raharaha zany de hapetraka akeo agnatrehan'ny mpitsara ze tsy mpino! \ No newline at end of file diff --git a/06/07.txt b/06/07.txt index 2e205fa..02611df 100644 --- a/06/07.txt +++ b/06/07.txt @@ -1 +1 @@ -Ny fisin'ny ady akeo aminareo kristiana daôly de efa faresena ho an'nareo sahady. Fa tsy aleo mijaly amin'ny fahadisoana? Fa tsy aleo avela ho vôfitaka ny tegnanareo? Fa anareo de nandiso sy namitaka 'reo hafa nefa de rahalanareo iany ry zareo! \ No newline at end of file +\v 7 \v 8 Ny fisin'ny ady akeo aminareo kristiana daôly de efa faresena ho an'nareo sahady. Fa tsy aleo mijaly amin'ny fahadisoana? Fa tsy aleo avela ho vôfitaka ny tegnanareo? Fa anareo de nandiso sy namitaka 'reo hafa nefa de rahalanareo iany ry zareo! \ No newline at end of file